07/04/2026
𝗙𝗟𝗢𝗖𝗢𝗡 𝗗'𝗔𝗩𝗢𝗜𝗡𝗘
Raha misy sakafo tena fihinan'ny mpikotrana dia ity anisany aloha e😁 na mampitombo na mampihena dia ilaina be 💪
-Raha mampihena ianao :
😊 Portion kely no hohanina 30 à 50g , miaraka amin'ny ronono na rano tsy misy siramamy, afaka asiana Voankazo ( Fraise , akondro , poma sns fa tsy atao be dia be ) na atao amin'ny Yaourt Nature , na koa atao Pancakes sns....
😊 Fotoana tsara hihinana azy ny Maraina na alohany hikotrana
Raha mampitombo ianao :
* Ampitomboina kosa ny portion 80 à 100g , afaka hohanina foana mandritra tontolo andro, miaraka amin'ny Rano na Ronono , azonao asiana siramamy , chocolat , cacao , akondro , sns....
👉 Ohatra tsara be : Flocon mixena + akondro + ronono
Izay ary ny resaka Flocon d'avoine fa betsaka nareo no liana hoe ahoana rehefa mampitombo, ahoana rehefa mampihena
Alefaso commande, prix mora be fona a, midira mp avy hatrany😊