23/03/2026
Miarahaba tompoko ôh!
Mahasoa anao ity! Andeha hikarakara ny tarehintsika @ ireto produits authentiques tena mahatsara (maha tanora, mampadio...) ny hoditry ny tarehintsika ireto isika.
Androany aho dia anomboka
ampiasa ny COENZIME Q10.
🌞Fomba fampiasana azy:
👉Diovina (sasana) ny hoditry ny tarehy,
Amainina Ilay hoditra voadio,
🌝Sokafana Ilay fona produit ary alaina ilay masque fotsifotsy ao anatiny, ary asarona sy apetraka tsara eo @ tarehy ,
🕝Avela eo mandritra ny 30 mn,
🌞Esorina , ary TSY KOBANINA 🚱FA AVELA MAINA HOAZY EO ILAY PRODUIT.
Rehefa marina Dia apariparitaka @ hoditry ny tarehy ka otrorina @ tanana.
DIA AFAKA ENTINA MANDRITRAN'NY TONTOLO ANDRO NA AIZA NA AIZA .
❤️ Mety @ karazana hoditra rehetra.
Haingam_piasa
❤️Tsy voatery hitady na hampiasàna azy foana ny hoditrao fa rehefa hita hoe tsara ny hoditra dia afaka ajanona.
💥Ampiasaina in_droa isan_kerinandro..
🌞Ampiasao ary izy ireo fa ho afa_po ianao❤️❤️❤️❤️, ary tsy ho anenenanao izany.
👉Aza misalasala mandefa hafatra ao @ mp raha misy fanontaniana tianao hapetraka.
👉Alefaso mp ihany koa ny commande nao.
👉Afaka miantso ny laharana 034 05 256 51 ihany koa ianao.
Misaotra tompoko ôh🙏!