Miary Lunette

Miary Lunette Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miary Lunette, Shopping & retail, Ambohijatovo, Antananarivo.

Hello ! Hello ! 😍😍 🛍️ Ireto indray ary ny arrivagen-tsika ❤️ ❤️ Manja kely daholo izy ireto 🫶🏼✅ Possible avec verre corr...
10/09/2026

Hello ! Hello ! 😍😍
🛍️ Ireto indray ary ny arrivagen-tsika ❤️

❤️ Manja kely daholo izy ireto 🫶🏼

✅ Possible avec verre correcteur hatrany.
✅ Livraison possible Tana / Province

🛍️ Pavillon 197-198-199
🛍️ Annexe pavillon 215-227
📌 Ambohijatovo

❤️ Efa tonga ilay modèle tena tinareo be iny 👌🏼 ❤️Alefaso aingana ny commande fa sao tara ka tsy ahazo eo indray 🤭 🥰✅ Af...
10/09/2026

❤️ Efa tonga ilay modèle tena tinareo be iny 👌🏼 ❤️

Alefaso aingana ny commande fa sao tara ka tsy ahazo eo indray 🤭 🥰

✅ Afaka ampiarahina amin’ny verre correcteur hatrany ☺️

🛍️ Pavillon 197-198-199
✅ Annexe pavillon 215-227
🛍️ Ambohijatovo

08/09/2026

Manja kely koa ity modele ity 🥰

Mbola misy ilay monture ho an’izay hanao commande 👌🏼

✅ Disponible en couleur noir , bleu , léopard , rose , rose gold 🥰

✅ Possible avec verre correcteur hatrany ❤️

Manja kely 🥰Disponible de suite ho an’izay haka azy 😍Pavillon 197-198-199Annexe pavillon 215-227 ✅  Ambohijatovo
08/09/2026

Manja kely 🥰

Disponible de suite ho an’izay haka azy 😍

Pavillon 197-198-199
Annexe pavillon 215-227
✅ Ambohijatovo

06/09/2026

Manja kely ilay modèle ❤️

✅ Mandray commande hatrany izahay 🥰🥰

04/09/2026

Elaela tsy nisy video isika 🥰

Efa hiverina eto amin’izay fa araho tsy tapaka ny pejy 🫶🏼

Misy ny tolotra samy hafa ary koa misy ny modele maro afaka hanaovana choix ❤️

Pavillon 197-198-199-215-227
Ambohijatovo

Ity modèle ity koa anie manja kely e😍✅ Possible avec verre correcteur hatrany 👌🏼✅ Livraison possible Tana / Province Mia...
02/09/2026

Ity modèle ity koa anie manja kely e😍

✅ Possible avec verre correcteur hatrany 👌🏼
✅ Livraison possible Tana / Province

Miary Lunette
Pavillon 197-198-199
Annexe pavillon 215-227
✅ Ambohijatovo

Coucou daholo ô! 🥰🥰Félicitations ho an’i Mlle Rakoto Malala fa izy no nahazo ny cadeaux 🎁 Lunette photo Blue ❤️ sady efa...
01/09/2026

Coucou daholo ô! 🥰🥰

Félicitations ho an’i Mlle Rakoto Malala fa izy no nahazo ny cadeaux 🎁 Lunette photo Blue ❤️ sady efa super fans koa kay izy 🥹😍

Ianareo super fans kosa no mahazo ilay crédits efa nampanantenaina 🥰🥰

Samia milaza ny opérateur ampiasainy anaty commentaire dia alefako MP avy hatrany ny anjaranareo 😘

Mirary soa daholo 🙏🏼🙏🏼

28/08/2026

Misaotra foana ❤️
Commande nalefa Ihosy izy izy 😍

👓 Mandray commande hatrany izahay ❤️

Coucou daholo ❤️Tsy hoe sanatria najanona ity lalao ity fa mbol tanat fahoriana izahay dia tsy tato mihitsy aho nandritr...
25/08/2026

Coucou daholo ❤️

Tsy hoe sanatria najanona ity lalao ity fa mbol tanat fahoriana izahay dia tsy tato mihitsy aho nandritra ny herinandro teo 🥹
Tena hialana tsiny ny amin’izay 🙏🏼

Aleo fa na tsy mbola feno 50K aza ilay izy dia hataotsika amin’ny Dimanche hoavy izao sady ampiarahina fizarana crédit indray ❤️❤️

Mbola afaka miditra anatin’ity lien ity izay mbola tsy nahavita 👇🏼👇🏼

https://www.facebook.com/share/p/1EQbhSmZtx/?mibextid=wwXIfr

🎉 🚨 GIVEAWAY MIARY LUNETTE 🚨 🎉

Vonona ve ianareo? 🥰

🎁 Loka: Lunette avec verre Photo Blue 👓✨. Ilay tena tinareo be mihitsy 🥰❤️ (ilay hita amin’ny sary) ☺️

👤 Olona 1 no ho tsara vintana ka hahazo azy.

📌 FEPETRA HILALAOANA:
✅ Abonné amin’ny page Miary Lunette
✅ Identifieo namana 5 hiara-milalao sy hanaraka ny page
✅ Commentaire 1 monja isaky ny olona (tsy mahazo manao commentaires maro)
✅ Alefa etoa amin’ny commentaire ihany koa ny capture natao !
✅ Partageo amin’ny groupe 3 misy anareo

🎯 Rehefa feno 50K followers ny page dia hatao ny fisarihana.

⚠️ Zava-dehibe: Hojerena tsara ny fanarahana ireo fepetra rehetra alohan’ny hanambarana ny mpandresy.

🍀 Bonne chance daholo! Mety ianao no ho tompon’ity lunette tsara tarehy ity! 🫶🏼👓

Address

Ambohijatovo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 16:30
Tuesday 07:30 - 16:30
Wednesday 07:30 - 16:30
Thursday 07:30 - 16:30
Friday 07:30 - 16:30
Saturday 07:30 - 16:30

Telephone

+261338402474

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miary Lunette posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Miary Lunette:

Shortcuts

Share