Sera Ty sy nday

Sera Ty sy nday Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera Ty sy nday, Shopping & retail, Vente en ligne, Antananarivo.

🎧 ÉCOUTEURS SANS FIL Q24✨ Élégants, confortables et pratiques au quotidien !✅ Bluetooth V5.49✅ Réduction du bruit✅ Boîti...
03/09/2026

🎧 ÉCOUTEURS SANS FIL Q24

✨ Élégants, confortables et pratiques au quotidien !

✅ Bluetooth V5.49
✅ Réduction du bruit
✅ Boîtier avec écran LED
✅ Recharge Type-C
✅ Compatible iPhone, Android & Windows
✅ Bonne tenue à l’oreille
💰 Prix : 37.000 Ar

📩 Disponible maintenant — écrivez-nous en MP pour commander !

🏍️🎧 X3 PRO – FIFANDRAISANA MORAMORA REHEFA MITONDRA MOTO !Taxi-moto, livreur, mpitondra moto tsotra ve ianao ? Sa mandeh...
02/09/2026

🏍️🎧 X3 PRO – FIFANDRAISANA MORAMORA REHEFA MITONDRA MOTO !

Taxi-moto, livreur, mpitondra moto tsotra ve ianao ? Sa mandeha moto miaraka amin'olona matetika ? 👇

Tsy mila mikiakiaka intsony rehefa te hifampiresaka ! 😄

Ny X3 PRO ho an'ny casque dia manamora ny fifandraisana mandritra ny dia.

📞 Afaka mandray appel mains libres
Mora mifampiresaka amin'ny mpandeha na mpamily
🎵 Afaka mihaino musique
🔇 Mampihena ny tabataba
✨ Misy éclairage d’ambiance
🏍️ Apetraka amin'ny casque

💰 Vidiny : 60.000 Ar ihany

📩 Mp avy hatrany

📱✨ SUPPORT TÉLÉPHONE MULTIFONCTION ✨📱Mora ampiasaina, stable ary manamora ny fampiasana téléphone-nao 😍✔️ Azo ahitsy ny ...
01/09/2026

📱✨ SUPPORT TÉLÉPHONE MULTIFONCTION ✨📱

Mora ampiasaina, stable ary manamora ny fampiasana téléphone-nao 😍

✔️ Azo ahitsy ny zoro
✔️ Mihazona tsara ny téléphone
✔️ Mety amin’ny fijerena vidéo, fianarana, asa na appel vidéo
✔️ Azo aforitra ka mora tehirizina
✔️ Mifanaraka amin’ny smartphone maro

💰 30.000 Ar ihany
📩 Alefaso MP

Ity indray Ary ny tolotra vaovaoNy mora indrindra hatrany oa :- Blender 1912 - Mixeur amin'ilay matanjaka tsara , misy z...
06/07/2023

Ity indray Ary ny tolotra vaovao
Ny mora indrindra hatrany oa :
- Blender 1912 -
Mixeur amin'ilay matanjaka tsara , misy zanany kely afaka hitotoana zavatra ihany koa (sakay, tongolo gasy,sns..)

Jifaina amin'ny vidiny 90000ar monja
Aza misalasala manontany raha misy mety aminao

Préparez vos fritures sereinement Pizza Pan VISTA avec 5 réglages de niveau de température. Prix : 90.000 Ariary (40cm) ...
17/06/2023

Préparez vos fritures sereinement
Pizza Pan VISTA avec 5 réglages de niveau de température.
Prix : 90.000 Ariary (40cm) / 75.000 Ariary (32cm)

Address

Vente En Ligne
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261324697040

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Ty sy nday posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share