Chooz Market

Chooz Market Un magasin en ligne de chaussures et d'autre articles friperie ❤️

05/09/2026

Alerte pépite pour votre petit super-héros ! 🔥🦸‍♂️

Pointure : 28 👟
Friperie manjabe mihitsy io an 🤩

💌 Mp malaky aza sao tara an

04/09/2026

Aleo aloha asiana kely an'zao 🥰 fa fidiran'ny mpianatra izao 😁
Dia rdv MARDI vers 18h asiantsika live spécial enfant 👟
Maro karazany ato fa afaka tonga dia manontany en commentaire na en mp an 👌

02/09/2026



😋 Hainareo hoe milay sady modèle unique ty ato aminay 🤩

02/09/2026

Coucou daholo 🥰
Toy Zao ny échantillon antsika t@article surprise natao live omaly e 😁 lay crop e 👌
Milay kely daholo, ndao mbola tohizana ny live rariva sa hivadika article pour enfant isika 👟

01/09/2026

Misaotra e 👌
Misaotra a 🙏

01/09/2026

Coucou 💞 vitasoa ny vacances daholo 🥰
Dia tongasoa Septembre 🤩 hiditra hianatra @ zany papouzy, dia maman sy papa hiasa be @ zay 😁
Eny e, miasa be foana kamboko na vacances aza moa oh 😻
Ndao hanao live surprise vaovao be eto @ pejy isika rariva e ☺️ inona ary zay mahay o, omeko cadeau surprise zay mahalala ny valiny 😁
Zay fa rariva ny rdv live-ntsika ary oh

24/08/2026

Ansaieeee 🥰 manjakely anie oa e 👌

20/08/2026

🥰😍🤩👟🥰
Rohi Soa

Aleo asiana Kely an'zao ihany aloha fa tena motivation be anay anie oa nareo afapo e 🥰 Misaotra e misaotra a 🙏🙏🙏
20/08/2026

Aleo asiana Kely an'zao ihany aloha fa tena motivation be anay anie oa nareo afapo e 🥰
Misaotra e misaotra a 🙏🙏🙏

Ansekakoooo 🤩 trop mimi - stylée - tendance 👌Iza mañana Zaza antonona azy ty ary e 😘
19/08/2026

Ansekakoooo 🤩 trop mimi - stylée - tendance 👌
Iza mañana Zaza antonona azy ty ary e 😘

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347913111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chooz Market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share