Sac kanto

Sac kanto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sac kanto, Shopping & retail, Behoririka, Antananarivo.

02/07/2025

💔 FAMANTARANA 3 FA MATY TANTERAKA NY FITIAVANA 💔

🔴 1. Tsy misy fihetseham-po intsony
Tsy misy resaka lalina, tsy misy hafaliana miaraka.
Eo akaiky eo izy, fa toa lavitra be aminao.
➡️ Ny tena fitiavana tsy hoe miaraka, fa mifandray am-po.

🔴 2. Tsy misy ezaka atao intsony
Tsy misy “ahoana ianao?”, tsy misy “mba andao hiresaka”.
Tsy misy fiezahana hitazona ilay fifandraisana ho velona.
➡️ Raha tsy misy fikarakarana intsony, tsy fitiavana intsony izany.

🔴 3. Tsy firaharahiana tanteraka
Na eo izy, na tsy eo... tsy misy effet intsony aminao.
Tsy misy fahatezerana, tsy misy hafaliana, tena mangatsiaka.

📌 Tadidio izao:
Tsy hoe raha mbola miaraka dia hoe mbola mifankatia!
Ny Fitiavana dia ezaka + fahatsapana + firaisankina

🔁 Raha mahakasika anao na namanao, zarao,
Fa mety hisy olona mila mahita an’ity androany

Arrivage robe
16/02/2023

Arrivage robe

Mp ou contacté  0343674415Livraison disponible Tanà - provincesPrix touts à 190.000 ar
15/02/2023

Mp ou contacté 0343674415
Livraison disponible Tanà - provinces
Prix touts à 190.000 ar

Address

Behoririka
Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261384647703

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sac kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sac kanto:

Share