Kaella Shop

Kaella Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaella Shop, Shopping & retail, Antananarivo.

❌ LIQUIDATION AVANT ARRIVAGE ❌❌❌TOUT À 10.000ARIARY❌❌Prix tena impossible.. araraoty fa kely sisa ny stock dia modele ha...
23/08/2026

❌ LIQUIDATION AVANT ARRIVAGE ❌

❌❌TOUT À 10.000ARIARY❌❌
Prix tena impossible.. araraoty fa kely sisa ny stock dia modele hafa indray ny manaraka ♥️♥️🫶

Livraison possible ♥️ fa afaka récupérena ihany koa

Mbola misy maromaro ny stock aminty an🥰🥰😍Sady photochromiques no anti lumiere bleu
12/08/2026

Mbola misy maromaro ny stock aminty an🥰🥰😍
Sady photochromiques no anti lumiere bleu

❌ ARRIVAGE ❌Hiarovy amin'ny ecran ny maso amin'ny alalan'ireo modele Anti lumière bleu vao tonga ireto♥️Misy soleil amin...
11/08/2026

❌ ARRIVAGE ❌

Hiarovy amin'ny ecran ny maso amin'ny alalan'ireo modele Anti lumière bleu vao tonga ireto♥️
Misy soleil amin'ilay lamaody be koa ao ♥️
Na boribory na kelikely na inona forme ny tarehanareo dia misy manendrika anareo ao fa jereo ao♥️♥️♥️😍

EFA AMIN'NY SARY NY DÉTAIL SY NY PRIX

Afaka manao livraison izahay raha tsy afaka mirecupere ianareo🥳♥️

#

Hamoaka arrivage tsika androany 🕶️👓Misy soleil , misy photochromiques, misy anti lumiere bleu izay hiarovana ny maso ami...
11/08/2026

Hamoaka arrivage tsika androany 🕶️👓
Misy soleil , misy photochromiques, misy anti lumiere bleu izay hiarovana ny maso amin'ny masoandro sy ny ecran surtout 🥰♥️
izay fa rehefaveo 👋🫶🥳

BOMBA BEE ❌❌Misy modely sy style an'ny tsirairay ato ♥️ Ka dia andao ary safidio dia alefaso ny commande .Misy oversize ...
02/08/2026

BOMBA BEE ❌❌

Misy modely sy style an'ny tsirairay ato ♥️ Ka dia andao ary safidio dia alefaso ny commande .
Misy oversize , misy marque chanel , misy style retro sns .....

Mandefa en carton mifangaro 10 pièces no ao anatiny ♥️

📩 Alefaso ny mp i- commande ary . Efa eo amin'ny sary ny détail 😍🙈

🚨Point de récupération Ampasapito
🚨Livraison possible

Indraindray, détail kely no tena mampiavaka ny look🤩♥️😀Raha mitady lunettes tsotra, élégante ary mora ampiasaina isan'an...
30/07/2026

Indraindray, détail kely no tena mampiavaka ny look🤩♥️😀
Raha mitady lunettes tsotra, élégante ary mora ampiasaina isan'andro ianao, dia amin'ireto mijery

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana na commande.Efa eo amin'ny sary ny détail 😍🙈

🚨Point de récupération Ampasapito
🚨Livraison possible

28/07/2026

Alefaso aingana ny JP fa sao taraiky eooo🤩
Mandefa en gros ko izahay 😍

Helloooo♥️♥️ARRIVAGE AMIN'IZAY ARY EHH❌❌❌Misy an'ilay aviator tena tadiavinareo fatratra mihintsy ♥️ misy couleur rose ,...
27/07/2026

Helloooo♥️♥️

ARRIVAGE AMIN'IZAY ARY EHH❌❌❌

Misy an'ilay aviator tena tadiavinareo fatratra mihintsy ♥️ misy couleur rose , jaune , bleu dispo , Misy Channel oversize ihany koa ♥️ Sokafy ny sary dia apetraho ny commande ary fa ho livrenay♥️😍
Afaka mandefa gros ihany koa izahay an ♥️

Avant goût....🔥🔥
27/07/2026

Avant goût....🔥🔥

23/07/2026

Ny hafaliako hiaina projet vaovao🤣🙈🙏

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30

Telephone

+261344127501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaella Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kaella Shop:

Shortcuts

Share