26/08/2025
CALCUL RENAL ( vato anaty rein)
Nanao écho ve ka fantatra hoe misy calcul Renal ???
TY SOLUTION EFFICACE😊
☀Maka 14 fakatsilo isaina mihitsy an tsy azo disoina ( reny fakany Kely reny no alaina ary tsy maintsy 14isa)
Rano 6 vera ampangotrahina de arotsak fakatsilo 14 de saromana avela iketrika 6 min de bataina tsy sokafana mihitsy
🔥Rehefa mangatsiatsiaka de sokafana ary misotro 1 vera Antoniny maraina 1 vera koa takariva avant 6h ariva
💧Ambiny afanaina sotroina ampitso sy afak ampitso de manamboatra vaovao rehefa lany
7 j manao Azy
NB: maloto fotsifotsy sy mandroatra p**i avy misotro Azy de mihamadio tapitra 7 j de mijanona
TENA SITRANA Na LE EFA MIPIPY RA AZA
🛑 Fadio misotro coca fa mahavoa calcul renal
NB: TSY METY AMIN'OLONA AMBANY TENSION✓
Source