10/01/2020
Hoan'ireo tia manao curly tonga ny mask "Kératin" original,zay manalefaka sy tsy mapa maina boucle,efficace hoan'izay hisintona volo ihany koa dia tena malefaka sy malama tsara ny volo
Prix : 14.000 ariary
Avec réduction si 2 ou plus
Livraison: à partir de 1.000 Ar ou à récuperer(zay mety aminao)V