Maholy Distribution Alimentaire

Maholy Distribution Alimentaire Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maholy Distribution Alimentaire, Shopping & retail, Ambohimanarina, Antananarivo.

🌾🌾 Makalioka tranainy 115000ar ny Gony😲😲😲vonjivonjeo fa 30 gony sisa no disponible atao an. 🌼🌺 Ambohimanarina tsena 0385...
04/05/2026

🌾🌾 Makalioka tranainy 115000ar ny Gony😲😲😲
vonjivonjeo fa 30 gony sisa no disponible atao an.
🌼🌺 Ambohimanarina tsena 0385485552

🌾🌾🌾Semence tsara 💯 tsy mifangaro  sady tsy misy vato🌾Ambohimanarina tsena
28/04/2026

🌾🌾🌾Semence tsara 💯 tsy mifangaro sady tsy misy vato🌾
Ambohimanarina tsena

📢📢Tonga ny  Arrivage mora be ndray ry zareo😲😲😲😲 , Mp aingana 🌾🌾🌾🌾
28/04/2026

📢📢Tonga ny Arrivage mora be ndray ry zareo😲😲😲😲 , Mp aingana
🌾🌾🌾🌾

Mitongava manjifa ato aminayTsara kalitao, tsara lanja nefa mora ☺️😍😍😍😍
25/04/2026

Mitongava manjifa ato aminay
Tsara kalitao, tsara lanja nefa mora ☺️😍😍😍😍

Misaotra nahatoky anay atrany😍😍😍😍Aza ela varotra ry se an👍🏼👍🏼👍🏼
25/04/2026

Misaotra nahatoky anay atrany😍😍😍😍
Aza ela varotra ry se an👍🏼👍🏼👍🏼

🌾🌾🌾Arrivage 😲😲😲😲Makalioka tranainy Diste tranainy Riz de lux Stock Midira Mp fa arakarakin'ny abetsahan'ny alainao ny pr...
23/04/2026

🌾🌾🌾Arrivage 😲😲😲😲
Makalioka tranainy
Diste tranainy
Riz de lux
Stock
Midira Mp fa arakarakin'ny abetsahan'ny alainao ny prix.
👍🏼Tsara Lanja, tsara qualité nefa mora
🌺🌼Ambohimanarina tsena 0385485552

Aza misalasala manotany raha misy mahaliana anao ny article ato aminayVary isankarazany Siramamy mena, fotsyMenaka madio...
20/04/2026

Aza misalasala manotany raha misy mahaliana anao ny article ato aminay
Vary isankarazany
Siramamy mena, fotsy
Menaka madio sy mandry
Farine Egypte sy malagasy
Koba vary
Misy lanja na isa izay ilainao☺️☺️

17/04/2026

Gony importer mena rirany 60kg ,matevina tsara
b***e 1 vao mandeha 500000ar ,
500 isa ny iray b***e

Semance 108000ar ,madio tsara tsy misy vato👉 Ambohimanarina tsena
16/04/2026

Semance 108000ar ,madio tsara tsy misy vato
👉 Ambohimanarina tsena

🤩🤩Tsara kalitao atrany ny entana😍😍Mivarotra koba vary tsipala tsy mifangaro ko izahay an!manaraka ny fenitra tsara ny to...
16/04/2026

🤩🤩Tsara kalitao atrany ny entana😍😍
Mivarotra koba vary tsipala tsy mifangaro ko izahay an!manaraka ny fenitra tsara ny totony ary mety tsara amin’ny mofogasy fotsikely sy ny mpanao godrogodo🥧🥧🥧🥧koa aza misalala manantona mivantana na mandefa mp na miantso avy atrany.

👉 Ambohimanarina tsena

vary gasy mavokely tsara tareha prix :2200ar/kg 👉110000ar ny 50 kgmisy lanja izay ilainao👉👉 Ambohimanarina tsena
15/04/2026

vary gasy mavokely tsara tareha
prix :2200ar/kg
👉110000ar ny 50 kg
misy lanja izay ilainao
👉👉 Ambohimanarina tsena

Address

Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maholy Distribution Alimentaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share