Mitia RH

Mitia RH Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mitia RH, Shopping & retail, 0346098234, Antananarivo.

12/04/2022
14/03/2022
11/03/2022
11/03/2022
27/02/2022

NENY A!! HITANAO OOO!!
Mipetra-drery aho izao dia io fa mitsetsetra
Olana avokoa ny zavatra rehetra
Manomboka amin'ny laoka, ka hatramin'ny fatram-bary
Raha teto matsy ianao dia mba afa-manontany
Hoe inona ry neny no handrahoina androany?
Fa aty aho mandeha irery mitetitety tsena
Mivimbina ilay vola tsy mahazaka vidin-kena
Dia mahatadidy anay ilay sorena tao an-trano
Fa anana be rano no miverina matetika .... Dia hafahafa fihetsika aho tezitra aminao
Anjarako indray izao
Ny aty fahasambarana ny mahita laoka mora
Efa tonga saina dia mitsitsitsy vola
Fa mafy kay ny fiainana rehefa mihalehibe
Matetika aza moa tonga any Anosibe,
Fa any mora ovy, mora ny karaoty sy tsaramaso lena
Dia any no manangona, any aho no miantsena
Fa tsy olana ry neny a!!
Ny tena mafy kely amin'ilay mipetra-drery
Dia rehefa sendra aretina na zavatra ohatr'izany
Mba mikiry hanafina sy handainga aminao ihany
Fa ohatran'ny tsy zakako
Tsapako dia tsapako ilay tsisy anao mitsabo
Ka na maivana ny tazo
Dia ny alahelo indray no manampy trotraka azy
Fa aza taitra Neny a!! Tsy maninona avy
Milamina aho aty, milamina sy Tony
Milamina aho aty, tsy malahelo akory

Source :

19/11/2021
23/10/2021

Address

0346098234
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitia RH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share