Mankasitraka

Mankasitraka Tongasoa ato @ un peu de tout an’i Sitraka 🥰

Tweed mafana sady classe kely pour petite fille ❤️‼️10 000ar ‼️Photo réelle hatrany ny antsika
28/05/2026

Tweed mafana sady classe kely pour petite fille ❤️
‼️10 000ar ‼️
Photo réelle hatrany ny antsika

22/05/2026
22/05/2026

Mihemotra kely ny live azafady fa mandamina kely an! Miala tsiny indrindra 🙏

21/05/2026

Live palazzo, misy working, misy mode vacance 🌴
Vendredi soir à 18h sur notre page
Samedi ihany koa mbola misy
Pas plus de 20 000ar , avec jp cadeau 🥳
Mankasitraka sahady 🥰

Apoakatsika ty an! Mandamina kely dia tamyyyyy Pas plus de 20 000ar palazzo aki manjatiana aaaaa 🥰 misy jp cadeau ao
21/05/2026

Apoakatsika ty an!
Mandamina kely dia tamyyyyy
Pas plus de 20 000ar palazzo aki manjatiana aaaaa 🥰 misy jp cadeau ao

Coucouuu 🥰‼️ Article volamena mora be ‼️Abonnéo ny pejy fa asiantsika entana mora foana 🥰Pas plus de 20 000ar ireto, 300...
12/05/2026

Coucouuu 🥰
‼️ Article volamena mora be ‼️
Abonnéo ny pejy fa asiantsika entana mora foana 🥰
Pas plus de 20 000ar ireto, 3000ar dia mahazo 🤗

Abonnéo ny page
Mentionneo ao anatin’ity publication ity namana 3 ary hasao izy ireo hi-s’abonne am page
Partageo en mode public ny publication

Afaka manao commentaire betsaka fa ny mention mba olona samihafa fotsiny.

Loka : 30 000 ar + surprise manjakely na lahy na vavy no mpandresy dia mahazo ny anjarany foana fa aza matahotra. Ataontsika live en direct ny fisarihana.

Mankasitraka sahady 🥰

Pépite 🍒🩴Sandale havaianas chaussée petite pt 38 idéal pour pt 36 🩴Maillot de bain 2 pièces cerise taille M bien lavé et...
14/09/2025

Pépite 🍒🩴
Sandale havaianas chaussée petite pt 38 idéal pour pt 36 🩴
Maillot de bain 2 pièces cerise taille M bien lavé et repassé 🍒
Mankasitraka sahady 🥰

Coucouu 🥰Ity misy afaka atao bonbonnière na décoration ian koa, dispo en doré et argenté , tena manjakely nefa mora hatr...
10/08/2025

Coucouu 🥰
Ity misy afaka atao bonbonnière na décoration ian koa, dispo en doré et argenté , tena manjakely nefa mora hatrany 🥳

🌺BOUCLEUR REMILNGTON PROFESSIONNEL40.000ar hatrany, vaovao sous cartonIanao ihany dia mahavita ny volonao an!✴températur...
02/05/2022

🌺BOUCLEUR REMILNGTON PROFESSIONNEL
40.000ar hatrany, vaovao sous carton
Ianao ihany dia mahavita ny volonao an!
✴température variant de 0°; 210 ° et 450°, tena mahamay tsara, rotatif
✴tsy ela dia vita ny volonao, tsy voatery atao lisse vao boucléna , mety aby na volo vao natao na volo efa elaela ka tiana mb ho bouclé, ity ihany d efa OK 😊
Commande en mp ❤ afaka récupérenao, azonay livréna 😊

27/04/2022

Tongasoa eto amin'ny pejy UN PEU DE TOUT ❤ manasa anao hanaraka ny fizarana eto ary raha misy mahaliana dia aza misalasala mihitsy 😊

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mankasitraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share