Sakafo Vita Malagasy Tofu Soja

Sakafo Vita  Malagasy Tofu Soja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sakafo Vita Malagasy Tofu Soja, Shopping & retail, Its 23 bis Ytaosy, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetra ato indray ohh😊😊😊ela ela zay tsy nanao publication,ho anareo izay mbola anao commande tofu soj...
25/05/2022

Miarahaba antsika rehetra ato indray ohh😊😊😊

ela ela zay tsy nanao publication,ho anareo izay mbola anao commande tofu soja dia mbola misy foana izy io aminy vidiny 1500 ar😘

manao livraison izahay ny lundi au samedi,7h du matin au 16h du midi

contact:034 30 431 48

Akory aby e😊😊😊Tonga ndray ny sagliatele soja sy tsagre  ato aminay😋😋,sakafo zato izanjato vita aminy soja izy io ary  me...
29/04/2022

Akory aby e😊😊😊
Tonga ndray ny sagliatele soja sy tsagre ato aminay😋😋,sakafo zato izanjato vita aminy soja izy io ary mety tsara ho anareo végétarienne sy vegane tsara izy io
Ho anareo izahay hanao commande ary dia mandefasa mp na hafatra miafina
Afaka manao livraison ihany koa izahay

Prix(1kg sagliatelle na patte soja): 12000 ar
Prix(1kg de tsagre): 12000 ar

NB:1 jour mialoha ny angalana entana no manao commande

Contact: 034 30 431 48

Miarahaba tompoko oh😘Ankoatra  ny Tofu soja dia efa misy indray zao ny patte soja eto aminay😋😋Mande par gramme ny patte ...
27/04/2022

Miarahaba tompoko oh😘
Ankoatra ny Tofu soja dia efa misy indray zao ny patte soja eto aminay😋😋

Mande par gramme ny patte eto aminay
Patte(100g):1000 ar

Aza misalasala ary mandefa mp na miantso ny lahara izay misoratra eto ambany
Contact ☎ 034 30 431 48

Salama harivariva daoly eeeeMbola misy foana hatrany ny Tofu Soja eto aminay anMandefasa commande avy hatrany ao amin'ny...
22/04/2022

Salama harivariva daoly eeee
Mbola misy foana hatrany ny Tofu Soja eto aminay an
Mandefasa commande avy hatrany ao amin'ny mp ra toa ka liana ianao
Contact : ☎ 034 30 431 48

😍 Tofu Soja 😍Salama Tompoko oh!!!Fantatrao ve fa ny Fotu Soja dia sakafo ara-pahasalamana mitondra vitamine, calcium ary...
22/04/2022

😍 Tofu Soja 😍
Salama Tompoko oh!!!
Fantatrao ve fa ny Fotu Soja dia sakafo ara-pahasalamana mitondra vitamine, calcium ary proteine?
Afaka atao gouter tsara ny Fotu Soja ary natao ho an'ireo végétarien(ne) na ihany koa ho an'ireo végane satria mahasolo hena
Ho an'ireo izay mitaizana vatana ihany koa dia mety tsara ho anareo satria mahasolo sakafo
😊 Izahay dia mivarotra ny Fotu Soja amin'ny vidiny mora ary tsara kalitao 😊
Vidiny (1):1500 ar
Raha maka maro (+10):1400 ar
Ra toa ka liana dia mandefasa mp ary manao commande avy hatrany
Manao livraison ihany koa izahay ny :Lundi au Samedi à 8h à 17 h
Contact :☎ 034 30 431 48

Address

Its 23 Bis Ytaosy
Antananarivo

Telephone

+261343043148

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Vita Malagasy Tofu Soja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share