11/08/2026
Ireo entana rehetra miala eo amin'ny Usine Mora Tôle dia efa vita vérification tsara vao miainga ny livraison !! 😍
Client satisfait foana no tanjonay aminareo mpanjifa rehetra !! 🙏
🫱 Aza misalasala intsony ary fa alefaso ny commandenareo fa vety2 ihany dia vita ny production tôles eto aminay. 😊
🫱 Azonareo Client hatrehana tsara ny fanapahana ny tôles rehetra ato aminay an!!😊
🫱 Usine direct izahay ary manana bobine tôles maro be azon’ny Client safidianana.
🫱 Misy soratra original daholo ny tôles rehetra izay vidinareo ety amin’ny Mora Tôle .
Aza misalasala intsony ary eee!!
Tongava manjifa ato aminay ooh!
#𝐠𝐫𝐚𝐭𝐮𝐢𝐭𝐞