10/09/2026
JOUR 1 — VARY 🍚
🍚 AFaka mihinana VARY ve rehefa te hihinana équilibré?
Eny ❤️ Tsy voatery esorina tanteraka ny vary. Ny zava-dehibe dia ny portion + accompagnement + équilibre amin’ny assiette.
🇲🇬 Diète Malagasy = tsy voatery sakafo lafo!
👉 Ianao, vary ve no tena sarotra aminao ahena? 😅
💚 Abonne-toi fa mbola maro ny astuces ho avy!