Mendrika

Mendrika Fizarana mahasoa❤️❤️❤️

🥗🍚 SAKAFO DIÈTE ANDROANY 🍚🥗Tsy mila mihinana kely loatra vao mampihena lanja fa mila misafidy sakafo voalanjalanja fotsi...
03/08/2026

🥗🍚 SAKAFO DIÈTE ANDROANY 🍚🥗

Tsy mila mihinana kely loatra vao mampihena lanja fa mila misafidy sakafo voalanjalanja fotsiny. 💚

🍚 Vary gasy 1 kapoaka kely
🥩 Hena omby natono 80g eo ho eo
🥦 Brocoli
🥕 Karaoty
🫛 Haricot vert

👩‍🍳 Recette :
✅ Andrahoy ny vary amin’ny fatra voafehy
✅ Endaso na atono kely ny hena miaraka amin’ny sira sy dipoavatra
✅ Andrahoy na atao vapeur ny légumes dia asiana tongolo gasy sy menaka oliva 1 sotrokely

💪 Tombony :
✔️ Be protéines
✔️ Be fibres
✔️ Mahavoky ela
✔️ Manampy amin’ny fampihenana lanja

🔥 Ny tanjoko dia ny hanana vatana salama sy matanjaka fa tsy hijaly amin’ny hanoanana.

💬 Manao présence kely raha te hiaraka amiko amin’ny challenge sakafo salama!

❤️ Asio réaction raha te hahita recette diète mora sy matsiro isan’andro.

01/08/2026

✨ Sakafo Diète Tsotra Nefa Mahavokatra ✨

🥗 Salade fraîche
🍳 Atody 2
🍗 Akoho nandrahoina na natono
💧 Rano betsaka

Tanjona: hihinana salama sy hanakaiky ny lanja nofinofy tsikelikely. 💪🔥

👇 Iza no vonona hiaraka amiko amin’ny défi 7 andro?
Soraty ao anaty commentaire hoe “VONONA” dia hifampahery isika isan’andro! ❤️
✅✅HATOMBOKA LUNDI😉😎

Tagueo koa ilay namanao mila motivation hanomboka sakafo ara-pahasalamana. 😊

✨🥗 SAKAFO DIÈTE TSOTRA NEFA MAHAVOKATRA! 🥗✨Androany dia ity no sakafo nataoko 👇🍚 Vary makaolika n’a vary gasy (ampahany ...
31/07/2026

✨🥗 SAKAFO DIÈTE TSOTRA NEFA MAHAVOKATRA! 🥗✨

Androany dia ity no sakafo nataoko 👇

🍚 Vary makaolika n’a vary gasy (ampahany voafehy)
🥬 Haricot vert
🍳 Œuf sur plat

👩‍🍳 Recette haingana :
✅ Andrahoy ny vary
✅ Haricot vert andrahoina na endasina kely miaraka amin’ny tongolo gasy
✅ Œuf sur plat atao amin’ny menaka tena kely

💚 Nahoana no tsara izy ity?
✔️ Mahavoky ela
✔️ Tsy mavesatra amin’ny vatana
✔️ Be protéines sy fibres
✔️ Mety tsara ho an’izay te hampihena lanja sy hitazona fahasalamana

🎯 Ny tanjoko dia hanakaiky ny lanja nofinofiko tsikelikely, tsy amin’ny hanoanana fa amin’ny sakafo voalanjalanja.

🔥 IZA NO VONONA HIARAKA AMIKO AMIN’ITY CHALLENGE ITY? 🔥

💬 Soraty ao anaty commentaire hoe: “VONONA AHO”
❤️ Ary asio réaction raha te hahita recette diète mora sy Malagasy isan’andro!

🤝 Andao hifampahery, satria mora kokoa ny mahatratra tanjona rehefa miaraka! 💪🥰

✅✅TSARA ho fantatra ❤️❤️
30/07/2026

✅✅TSARA ho fantatra ❤️❤️

💥iza no vonona hiaraka hanana tanjona ara-pahasalamana amiko sy Hanena vatana🥗 RECETTE DIÈTE MAHASALAMA✅salade 500ar✅ At...
30/07/2026

💥iza no vonona hiaraka hanana tanjona ara-pahasalamana amiko sy Hanena vatana

🥗 RECETTE DIÈTE MAHASALAMA

✅salade 500ar
✅ Atody masaka
✅ Nofin’akoho 100 a 150g
✅ Voatabia
✅ Ranom-boasarimakirana kely

👉 Afangaro ireo akora rehetra, asiana ranom-boasarimakirana kely dia vonona hohanina.

💪 Tsara ho an’ny vatana, manampy hitazona fahasalamana ary mety amin’ny olona te hihinana maivana.

❤️ Manorata hoe “VONONA AHO” ao amin’ny commentaire.
👥 Partageo amin’ny namana iray mila motivation.
➕ Araho (Suivre) ny page raha mila recette diete kely izay fantatro ianao raha Tsy Mahita idée

🥰Mbola redispo izy ho anizay Mbola ivarotra🫰lot 270.000armp na 0384007161
01/07/2026

🥰Mbola redispo izy ho anizay Mbola ivarotra
🫰lot 270.000ar

mp na 0384007161

🔥🇲🇬 PROMO SPÉCIALE 26 JUIN 🇲🇬🔥Aza diso anjara amin’ity offre manokana ity!✨ Set 3 marmites aluminium (26 - 32 - 36)💥 62....
17/06/2026

🔥🇲🇬 PROMO SPÉCIALE 26 JUIN 🇲🇬🔥
Aza diso anjara amin’ity offre manokana ity!

✨ Set 3 marmites aluminium (26 - 32 - 36)
💥 62.000Ar ihany

✅ Maharitra ela, tsy mora simba
✅ Taille 3 samihafa, mety amin’ny filàna rehetra
✅ Tsara kalitao, mety ho an’ny tokantrano rehetra

🎁 Vidiny spécial fankalazana 26 Juin
⚡ Stock voafetra, izay tonga aloha no mahazo aloha!

📩 Manorata message dieny izao hanafatra
✅038 40 071 61
🚚 Livraison rapide disponible

💯 Qualité + Prix imbattable = Grossiste By Mendrika

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mendrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share