14/04/2025
Eh ouiii , Vos colis sont arrivés 😍❤️!
Feno ny trano zareo a!
Miarahaba antsika rehetra indray oh ....Tonga soa ny colis anareo ,eny Tonga tokoa na Dia ny colis faran'izay Kely aza ...
Mankasitraka anareo Clients fidèles izay mametraka fahatokisana foana hatramin'izay ka hatramin'izao 🙏🏼❤️tsy tontosa izao Raha tsy Téo ianareo.
Dia mankasitraka sahady an'ireo vaovao ihany koa 😍
Mirary herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra.
Tsara ity alatsinainy ity 🥰
Lieux : 67 ha nord akaikin'ny luxury na en face soudure ndrema.
Contact : 034 36 193 67