Neny Kanto

Neny Kanto Pantalon de grossesse maro loko

Vizaky ny rotoroto andavanandro ve ianao?Reraky ny fitaizana , ny asa  amandraharaha?Manana vahaolana ho anao zahay: mpa...
16/06/2023

Vizaky ny rotoroto andavanandro ve ianao?
Reraky ny fitaizana , ny asa amandraharaha?

Manana vahaolana ho anao zahay: mpanotra afaka manantona anareo:
**Massage relaxant (intégrale): 20.000ar ny séance 1, ( centre ville sy ny manodidina)

Mivoaka ny ville ( périphérie), miankina am halavirana ny sarany.

TSY misy otra mamoafady!!

0383691986 no antsoina raha haka rendez-vous

Maro be ny maman mangataka ny hitohizan'ny tolotra mora ato amintsika.Omenay fahafahampo hatrany nareo ary eeKa noho iza...
07/12/2022

Maro be ny maman mangataka ny hitohizan'ny tolotra mora ato amintsika.
Omenay fahafahampo hatrany nareo ary ee

Ka noho izany: manomboka amin'ny10.000ar, 15.000ar, 20.000ar, 25.000ar ny short sy legging, coton mihaja ary jean de grossesse .

Tolotra misy fepetra.
Manankery mandrapahatapitry ny entana.

Mandroso ohh

Tolotra mahafinaritra be..Tsy mihoatra ny 25.000ar ny pantalon de grossesse ato amintsika ramato ahh..Omena vahana manok...
05/12/2022

Tolotra mahafinaritra be..
Tsy mihoatra ny 25.000ar ny pantalon de grossesse ato amintsika ramato ahh..

Omena vahana manokana ny legging sy short amzao andro mafana be zao.

Fa misy pantalons isakarazany koa nefa ann

Skinny sy slim jean de grossesse ramatoa rakibo ah..
30/11/2022

Skinny sy slim jean de grossesse ramatoa rakibo ah..

Tsara kelii..tsara be ohh
28/11/2022

Tsara kelii..tsara be ohh

Omena vahana kely ny maman mitady Pantalon de grossesse coton mihaja afaka entina miasa, sy ianareo izay mankafy legging...
23/11/2022

Omena vahana kely ny maman mitady Pantalon de grossesse coton mihaja afaka entina miasa, sy ianareo izay mankafy leggings de grossesse en coton oh..

Fa ny Jean manaraka ao foana nefa annn

Livraison mitohy hatrany
Mahazo ny anjarany koa ny faritany

Elastice tsara daholoRéglable ny eo am kibo ( mety fona na kibo kely na ngeza be)Karazany maro isafidiananaPantalon de g...
20/11/2022

Elastice tsara daholo
Réglable ny eo am kibo ( mety fona na kibo kely na ngeza be)
Karazany maro isafidianana

Pantalon de grossesse hatrany no resaka ato amintsika ahh,,
Misy ny taille rehetra,

Manao livraison izahay
Mandefa colis faritany ihany koa

Samia mitangorona ao ambadiky ny écran retsy ann..Pantalon sy short de grossesse ho an'ny maman mitondra vohoka  rehetra...
14/11/2022

Samia mitangorona ao ambadiky ny écran retsy ann..
Pantalon sy short de grossesse ho an'ny maman mitondra vohoka rehetra ato fa araraoty ohh...10.000ar ; 15.000ar; 20.000ar; 25.000ar

- Afaka hitondrana modèles maromaro de manandrana mintsy ahh,afapo tsara vao manolotra vola.

Afaka manafatra ihany koa ny faritany ah

Leggings sy jogging mora be hatrany ohh.10.000ar, 15.000ar, 20.000arAraraoty akia maman ah
09/11/2022

Leggings sy jogging mora be hatrany ohh.
10.000ar, 15.000ar, 20.000ar
Araraoty akia maman ah

- Ho anareo maman mitondra vohoka rehetra ato, araraoty fa mora be ohh... 10.000ar - 25.000ar de mahazo pataloha ato ami...
07/11/2022

- Ho anareo maman mitondra vohoka rehetra ato, araraoty fa mora be ohh... 10.000ar - 25.000ar de mahazo pataloha ato aminay
- leggings en coton
- Jean
- Taille : XS à ###L

Nb : achat 25.000ar vao manao livraison izahay

Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261341901515

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Neny Kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share