10/05/2024
Vendredi vendredi 🥳 atao jolie sa tsy jolie oh? 😍
Jolie foana moa miaraka aminareo oh? Live shopping à 14h spécial haut stylé isika anio pas plus de 10.000Ar ary misy cadeaux maro be ho zaraina 🎁 misy hatrany ny maximum de partage =15.000Ar
Izay ary fa rehefa avy eo e , bonne fin de semaine havako oh ❤️😘