30/07/2026
Ty misy fahalala Kely mahakasika ny toetry ny
Ny Tantely tena tsara dia tokony mivaingana rehefa minjanona ela
☝️Raha ny tena zava-misy, tsy azo fantarina amin'ny fijery fotsiny hoe misy zavatra nafangaro ny tantely iray.
☝️Raha misy mpisoloky anefa, dia ireto no isan'ny zavatra mety ampiasainy:
Sirop glucose
Sirop fructose
Sirop avy amin'ny katsaka (high-fructose corn syrup)
Sirop siramamy (saccharose)
Siramamy levona anaty rano
🌿Ireo fangaro ireo dia mety hahatonga ny tantely hijanona 😱mitsiranoka averiko indray mahatonga ny tantely hijanona mitsiranoka ela kokoa sy hampihena ny fivainganana, nefa manova ny maha-tantely madio azy.
🌿Noho izay diso hevitra ianareo miteny oe misy siramamy nu tantely mivaingana. Toetra voajanahary aminy Tantely iny.