Soalala

Soalala

22/08/2026

Ny saina no fitaovana iray manasitrana antsika olombelona voalohany indrindra.

19/08/2026

Faly izahay rehefa afapo ianareo ♥️

07/08/2026

Ny zavatra ampidirinao aminy vavanao ihany no mamelona na mamono anao ☝️

07/08/2026

Faly aho rehefa oe mitondra soa hoan'ny olona ny zavatra amidiko 🥰

Ty misy fahalala Kely mahakasika ny toetry ny   Ny Tantely tena tsara dia tokony mivaingana rehefa minjanona ela☝️Raha n...
30/07/2026

Ty misy fahalala Kely mahakasika ny toetry ny
Ny Tantely tena tsara dia tokony mivaingana rehefa minjanona ela
☝️Raha ny tena zava-misy, tsy azo fantarina amin'ny fijery fotsiny hoe misy zavatra nafangaro ny tantely iray.
☝️Raha misy mpisoloky anefa, dia ireto no isan'ny zavatra mety ampiasainy:
Sirop glucose
Sirop fructose
Sirop avy amin'ny katsaka (high-fructose corn syrup)
Sirop siramamy (saccharose)
Siramamy levona anaty rano
🌿Ireo fangaro ireo dia mety hahatonga ny tantely hijanona 😱mitsiranoka averiko indray mahatonga ny tantely hijanona mitsiranoka ela kokoa sy hampihena ny fivainganana, nefa manova ny maha-tantely madio azy.
🌿Noho izay diso hevitra ianareo miteny oe misy siramamy nu tantely mivaingana. Toetra voajanahary aminy Tantely iny.

 ?🟢Ny mampiavaka ny tantely tsirairay dia ny voninkazo niavian'ny nectar.🟢Izany no mahatonga ny tsirony, ny hanitra, ny ...
09/07/2026

?
🟢Ny mampiavaka ny tantely tsirairay dia ny voninkazo niavian'ny nectar.
🟢Izany no mahatonga ny tsirony, ny hanitra, ny lokony ary ny toetrany tsy hitovy.
🟢Samy tantely voajanahary izy rehetra, saingy samy manana ny mampiavaka azy."
MANINONA NO TANTELY KINININA NO SAFIDINAY AMPARITAKA MANERANA NY NOSY AMZAO?

👉Avy amin'ny vonin'ny hazo kininina.
👉Manana hanitra matanjaka sy mampiavaka azy.
👉Tsirony sy ny hanitrany mahery kokoa noho ny tantely hafa.
👉Manampy aminy sery
👉Kohaka
👉Marary tenda
Sady afaka atao sakafo izy no atao fanafody

 'Ala TANTELY PURE PREMIUM AVY ANY AMBOSITRA 🍯Ny kalitao no mampiavaka anay.Mitondra ho anao tantely kininina 100% voaja...
06/07/2026

'Ala
TANTELY PURE PREMIUM AVY ANY AMBOSITRA 🍯
Ny kalitao no mampiavaka anay.
Mitondra ho anao tantely kininina 100% voajanahary, voaangona avy amin'ireo ala kininina any Ambositra, malaza amin'ny famokarana tantely tsara kalitao.
✨ Nahoana no misafidy ny tantelinay?
✔️ 100% tantely madio, tsy misy fangaro. ✔️ Matevina, manankarena tsiro ary mamerovero.
✔️ 1 litatra milanja eo amin'ny 1,300 kg, mariky ny hakitroky sy ny kalitaon'ny tantely.
✔️ Voafantina sy voatahiry amin'ny fomba madio sy manara-penitra.
🍯 Mety ho an'ny:
• Fianakaviana
• Ankizy sy olon-dehibe
• Fanaovana zava-pisotro sy sakafo
• Fampiasana isan'andro
💛 Tsy mivarotra tantely fotsiny izahay, fa manolotra kalitao sy fahatokisana.
📍 Fiaviana: Ambositra, Madagascar. 📦 Misy amidy antsinjarany sy ambongadiny. 25000ar sy
📩 Alefaso dieny ny commande.
Tantely vokatra Soal'Ala–
Pure, Kalitao Azo Antoka.
🌿🌿🌿

TANTELY PURE AVY ANY AMBOSITRA 🍯Mitady tantely tena voajanahary sy madio? Tongava eto aminay!✅ Tantely pure 100% ✅ Avy a...
03/07/2026

TANTELY PURE AVY ANY AMBOSITRA 🍯
Mitady tantely tena voajanahary sy madio?
Tongava eto aminay!
✅ Tantely pure 100%
✅ Avy any Ambositra
✅ Tsy misy fangaro
✅ Tsiro tena voajanahary sady manitra
Mety ho an'ny:
🌿 Fampitomboana hery fiarovana ☕ Afangaro amin'ny dite na ranom-boankazo
🍞 Hanina miaraka amin'ny m**o
🍰 Fanaovana sakafo sy tsindrin-tsakafo
📦 Misy amidy amin'ny habe samihafa.1,300kg sy 300gr
💛 Kalitao no laharam-pahamehanay.
📩 Handefaso hafatra izahay raha te hanafatra na mila fanazavana fanampiny. 👉Ny kalitao no maha samy hafa anay.
1l milanja 1.300kg 25 000ar
1/4 izay milanja 300gr 6000ar
☎️033 57 788 47

CADEAU ORIGINAL HO AN'NY FÊTE DES PÈRES 🎁Tsy fantatrao izay fanomezana homena an'i Dada amin'ity Alahady ity?🌿 Tube Vani...
17/06/2026

CADEAU ORIGINAL HO AN'NY FÊTE DES PÈRES 🎁
Tsy fantatrao izay fanomezana homena an'i Dada amin'ity Alahady ity?
🌿 Tube Vanille Naturelle de Madagascar – fanomezana manja, kanto ary mahasoa.
✅ Azo ampiasaina hanitra rhum sy liqueur
✅ Azo atao amin'ny thé sy infusion
✅ Azo ampiasaina amin'ny pâtisserie sy dessert
✅ Fanomezana miavaka sy mendrika ho an'ny lehilahy
💙 Ho an'ilay Dada mendrika indrindra Omeo fanomezana manana hanitra sy tsiro tsy hay hadinoina.
📦 Disponible amin'ny tube en verre élégante 🎉 Stock limité ho an'ny Fête des Pères
📩 Mandefasa hafatra raha hanafatra.
☎️033 57 788 47
🌿💙

ÉCORCE DE FÈVE DE CACAO  ☕🍫Ankafizo ny hanitra sy tsiron'ny cacao voajanahary!✅ 100% naturel ✅ Mety hanaovana thé cacao ...
17/06/2026

ÉCORCE DE FÈVE DE CACAO ☕🍫
Ankafizo ny hanitra sy tsiron'ny cacao voajanahary!
✅ 100% naturel
✅ Mety hanaovana thé cacao na infusion mampahita tory
✅ Hanitra chocolat mahafinaritra
✅ Tsy misy colorant na conservateur
Fomba fampiasana:
👉Asio écorce de fève de cacao 1 sotro fihinanana ao anaty rano mafana, avela hilona 5-10 minitra, dia sotroina.
🌿 Tsara ho an'ireo tia zava-pisotro voajanahary sy hanitra cacao tena izy.

atao thé cacao ny écorce de fève de cacao dia mety hanana tombontsoa toy ny:
☕ Manome fahatsapana hery sy fahamailoana satria misy caféine kely sy theobromine voajanahary.
❤️ Mety hanampy ny fikorianan'ny ra noho ireo antioxydants ao aminy.
🛡️ Manankarena antioxydants, izay manampy hiaro ny sela amin'ny fahasimban'ny radicaux libres.
😊 Mety hanatsara toe-po sy hampitony ny saina noho ny akora voajanahary hita ao amin'ny cacao.
☎️033 57 788 47
💸5000ar prix

Address

Tananarive
Antananarivo
102

Telephone

+261384355769

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soalala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share