22/03/2026
🔥MITADY MPIASA : OUVRIER CARROSSERIE AUTO & MOTO 🔥
🛠 ASA ATAO :
- Fandravana sy fametrahana carrosserie
- Fanitsiana (dressage ) sy polissage
- Fanamboarana carénage ( plastique sy fibre )
- Fametahana mastic, film carbone sy vinyle
💼 FEPETRA ASA
- Alatsinainy ka hatramin’ny Asabotsy
- Ora : 8H à 17H
- Karama : 300 000 Ar / volana
- Iantoana frais sy sakafo atoandro
👤 TOETRA ILAINA :
- Manana traikefa amin’ny carrosserie
- Mazoto sy matotra ary polyvalent
- Haingam-mpiasa
📍 Toerana : Ampandrana - Anjanahary - Ambohimiandra
📞 Antsoy : 034 34 414 40 Na mandefasa hafatra privé
………………………..
………………………..