Varotra arme

Varotra arme Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra arme, Shopping & retail, antanimena, Antananarivo.

À distance sous forme pistolet ✅0385540275
15/09/2025

À distance sous forme pistolet ✅

0385540275

Natao ho anao ireto ka araraoty 😊Ilay fiarovan-tena amin'ireo olon-dratsy 😘 azon'olon-tsotra ampiasaina na lahy ianao na...
06/08/2025

Natao ho anao ireto ka araraoty 😊

Ilay fiarovan-tena amin'ireo olon-dratsy 😘 azon'olon-tsotra ampiasaina na lahy ianao na vavy ka ampy taona 😊 samy misy courant matanjaka be ireo matraque ireo ary misy étuit sy chargeur le misy bala hiany no à distance amin'izy ireto fa ny akotr'izay ilay akasoka daholo ka jereo izay mety aminao :

_ BÂTON SADY TORCHE: METY HIKAPOANA,METY ALAVAINA SY AFOHEZINA ,METY MIALA BATTERIE, MISY COURANT CORPS À CORPS MATANJAKA BE 15.000.kVOLT EFA MISY CHARGEUR SY ÉTUIT
Prix:175.000ar

_TORCHE: MISY TORCHE MALASA LAVITRA SADY MAHAFANINA, MISY COURANT CORPS À CORPS MATANJAKA BE 10.000kVOLT EFA MISY CHARGEUR SY ÉTUIT
Prix:150.000ar

_DISTANCE 10M: ILAY MATAKA-DAVITRA , MITONDRA TANJAKA 80.000KVOLT, MISY BALA 3 MIARAKA AMINY ARY MANDEHA ILAY AKASOKA HIANY KOA RAHA LANY BALA IANAO ,MISY TORCHE, ALARME, LASER, CHARGEUR SY ÉTUIT
Prix:300.000ar

_Matraque à distance sous forme pistolet à distance 15M: ilay matanjaka indrindra 880.000kVolt mahatorana avy hatrany ,misy bala 3 miarakaminy,misy torche, à l'armée, laser point visieur,misy chargeur sy trousse d'arrangement
Prix:360.000ar

_BIG BOSS 110ML: ILAY GAZ MANEPOTRA SY MAHAJAMBA MASO ARY MAHATORANA SOUS FORME PARFUM VRAI MADE IN USA
Prix:150.000ar

Tel: 038 55 402 75
Manao livraison ,mandefa faritra rehetra
Tsara tonga dia miantso

Address

Antanimena
Antananarivo
101

Telephone

+261342421000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra arme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share