23/08/2022
🌿Ho an’ireo mihintsana volo be🌿
😍Fomba fampijanonana ny fihintsanan’ny volo 😍
Maro ny antony mety hampihintsana be ny volo toy ny fiovan’ny toetry ny andro, stress, hormonal, tsy fahampian’ny fer , sns 😢
Koa ireto ary misy fomba natoraly maromaro manampy be amin’ny fampijanonana ny fihintsanan’ny volo :
🍂1-Ny atody : ny atody dia manakarena soufre, protéine , minéraux, fer , iode ary zinc izay tena manampy be amin’ny fampanirina ny volo sy fampijanonana ny fihintsanany indrindra rehefa miaraka amin’ny huile d’olive
Maka atody iray , asiana huile d’olive iray sotro , afangaro tsara avy eo ahosotra amin’ny odi-doha sy ny volo avela 30 min avy eo sasana
🍂2-Ny amla : ny amla dia be vitamine C be izay manampy be amin’ny fisoroana ny fihintsanan’ny volo ary mampaniry ny faritra sola amin’ny loha (anti-calvitie)
Maka amla roa sotro , asiana rano iray sotro ary citron iray sotro , afangaro tsara avy eo ahosotra amin’ny hodi-doha ihany , avela 15 min avy eo kobanina amin’ny rano madio
(Marihina fa hafa ny fomba fampiasana ny amla raha te hanalava volo ny tanjona)
🍂3-Ny tongolo : ny tongolo dia mampijanona ny fihintsanan’ny volo no sady mampalava be ny volo
Maka tongolo roa eo , mixena na kikisana avy eo ahosotra amin’ny hodi-doha iny ranona tongolo iny (voamaika tsara raha asiana diloilo coco kely sy sakamalao)
🍂4-Ny ravingoavy
Ravingoavy iray tanana eo ampangotrahana miaraka amin’ny rano iray litatra
Rehefa mangatsiaka dia iny no anakobanana ny volo amin’ny farany (derniere eau de rinçage)
Izay ary no afaka natolotra anao anio
Asio j’aime hatrany ny page ary aza adino ny mi-abonner satria mbola maro ireo torohevitra haroso aminao 😘💐
Zara soa