15/01/2023
Bonjour bonjour ! π«Άπ»
Ity ny conditions gΓ©nΓ©rales de vente ( CGV ) an'ny Madura_mdg π₯° vakiana tsara
π Marihana fa mosokatra du Lundi au Vendredi izahay π Mandritran'iny semaine iny no andraisanay n'y commande nareo π Ary livrΓ©-na anh aminareo n'y Samedi β¨
β οΈ Samedi ihany ny livraison rehetra β οΈ izay manao confirmation en mp 1 no mahazo n'y article
π«ΆπΎ. alefa mp ny sarin'ny article na ny anarany
π«ΆπΎ N'y Num + nom + lieu
( Tsy misy Ora exacte n'y hatongavan' n'y livreur )
Mercii a vouuus π