Aby Bio

Aby Bio Vente HUILE DE COCO PURE et Miel PURE

Taona maro izay no lasa fa mbola eto foana isika,Zaza maro ihany koa no efa lava tongotra izay lehibe niaraka tamin'ny h...
29/07/2026

Taona maro izay no lasa fa mbola eto foana isika,
Zaza maro ihany koa no efa lava tongotra izay lehibe niaraka tamin'ny huile de coco Aby Bio,matoa mbola mijoro dia noho ianareo mpanjifa,ary mbola eto hatrany izahay ho anareo ary vonona hanome ny tsara hatrany raha mbola huile de coco pressé à froid 🙏🥰

Inona no tsiambaratelon'ny volo? 🤫Valiny: TREE CITY OLIVE HAIR CARE! 🫒✨Vita amin'ny menaka oliva tena izy, manome "SOIN ...
13/07/2026

Inona no tsiambaratelon'ny volo? 🤫

Valiny: TREE CITY OLIVE HAIR CARE! 🫒✨

Vita amin'ny menaka oliva tena izy, manome "SOIN COMPLET" ho an'ny volonao:
💧 Miaro ny volo tsy ho maina
💪 Manamafy ny fakany
✨ Mampamirapiratra avy hatrany

PROMO SPÉCIAL: Maka an'izy roa dia 30.000 Ar fotsiny!

Stock voafetra ⚡ Commandez anio: 034 59 396 66
Livraison haingana Tana sy faritra

Mbola mitady savony mety amin'ny hoditrao ve ianao? 🤔Aza mitady lavitra intsony! Ity ny COCONUT SOAP - savony voanio voa...
13/07/2026

Mbola mitady savony mety amin'ny hoditrao ve ianao? 🤔

Aza mitady lavitra intsony! Ity ny COCONUT SOAP - savony voanio voajanahary 100% natao manokana ho anao.

Ny tombontsoa azonao:
• Manadio lalina: Manala loto sy menaka tafahoatra
• Mampamipirapiratra: Manampy amin'ny fanatsarana ny teint
• Manalefaka ny oditra
• Anti-aging: Mampihena ny kentrona
• Mety amin'ny rehetra: Na hoditra maina na matavy
Vokatra voajanahary, kalitao azo antoka ho an'ny fahasalamanao!

💰 Vidiny: 6 000 Ar
🚚 Manao livraison izahay

Lasa izao: 034 59 396 66
Hoditra malama, madio ary mamirapiratra isan'andro miaraka amin'ny Coconut Soap!

🌴 HUILE DE COCO PRESSÉ À FROID - 100% NATURELLE 🌴Mitady fikarakarana voajanahary ho an'ny hoditrao sy ny volonao? ✅ Mety...
12/06/2026

🌴 HUILE DE COCO PRESSÉ À FROID - 100% NATURELLE 🌴

Mitady fikarakarana voajanahary ho an'ny hoditrao sy ny volonao?

✅ Mety amin'ny volo, vatana, tarehy
✅ Azo ampiasaina amin'ny zazakely
✅ Pressé à froid: voatahiry ny "vitamines" rehetra
✅ Sans additif, sans conservateur

Prix:
• Détail: 20 000 Ar / 250ml • Gros: 18 000 Ar / 250ml
Tsiambaratelon'ny hatsaran-tarehy tropikaly, avy eto Madagasikara 🇲🇬
Commandez anio: 034 59 396 66

ABY BIO sy ny Huile de coco de qualité, pressé à froid Tsy misaraka amintsika😊Betsaka no nahita tombotsoa,tsy hiteny fot...
18/05/2026

ABY BIO sy ny Huile de coco de qualité, pressé à froid
Tsy misaraka amintsika😊
Betsaka no nahita tombotsoa,tsy hiteny fotsiny aho ho an'ireo terabao,teo ankilany foana niaraka nikarara ilay sombinaina ny huile de coco Aby Bio🥰
Mbola eto izahay ary ho namanareo hatrany 🙏

Disponible 200ml sy 100ml ny en bocal amin'ny huile de coco pressé à froid 🥰
23/04/2026

Disponible 200ml sy 100ml ny en bocal amin'ny huile de coco pressé à froid 🥰

Huile de coco pressé à froidDisponible1L500ml250ml200ml100ml50ml
22/04/2026

Huile de coco pressé à froid
Disponible
1L
500ml
250ml
200ml
100ml
50ml

100ml sy 50ml indray ireto
25/11/2025

100ml sy 50ml indray ireto

Huile vierge de Noix de cocoAby Bio😋
24/11/2025

Huile vierge de Noix de coco
Aby Bio😋

Huile vierge de Noix de cocoAby Bio
20/11/2025

Huile vierge de Noix de coco
Aby Bio

Address

Antananarivo
105

Telephone

+261345939666

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aby Bio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aby Bio:

Shortcuts

Share