Maha- Tsara

Maha- Tsara Shopping et vente au détail

Tonga indray ilay fanampintsakafo mampitombo lanja haingana no sady mahasalama tsara efa ela nandrasanareo,  tsy mila mi...
22/08/2022

Tonga indray ilay fanampintsakafo mampitombo lanja haingana no sady mahasalama tsara efa ela nandrasanareo, tsy mila misahirana itsony ianao mikarakara ary azonao entina anaty poketra naizanaiza ,
Mety @ zaza na tanora na lehibe na antitra ihany koa ary mampitombo nonondreny hoan' izay mila izany, tena manampy be anao hoamizany izy ity satria anaty 2 semaine monja ianao dia mahita vokatra !
Natoraly 100% ary Tsisy resaka tavy fa nofosana.
Aza misalasala mandefa ny komandinao tompoko tel: 0347880009 na mandefa hafatra miafina , VIDINY 13000ar ny 200g .

THÉ SOANatao anampy ny vehivavy malaindaina hanao firaisana,   sady mety @ lehilahy koa satria mampahela ny fahatongavan...
08/08/2022

THÉ SOA
Natao anampy ny vehivavy malaindaina hanao firaisana, sady mety @ lehilahy koa satria mampahela ny fahatongavan' ny ranonaina ihany koa io refa manao firaisana.
Manala ny tavy eo amin kibo ary manala menaka ratsy anaty vatana no sady detox natoraly nefa efficace!
Mandamina ny fikorinan' ny rà ,
Mampihena lanja . 5000ar ny fonosana iray .

Ataovy veloma atreo ny fijaliana ateraky ny aretim- bavony ,  na rivotra,  na ny aty mavesatra ihany koa.  Indrindra ind...
12/07/2022

Ataovy veloma atreo ny fijaliana ateraky ny aretim- bavony , na rivotra, na ny aty mavesatra ihany koa. Indrindra indrindra fa ny fahasemporana vokatry ny asthme allergie .
Ny CURCUMIEL dia manampy be anao ho afaka amin' ireo , no sady manala ny poizina vokatry ny zava- mahadomelina sy manadio ny Rà izy no manala ireo menaka ratsy tsy ilain' ny ny vatana . Aza misalasala fa efa maro no nahita tombon- tsoa t@ CURCUMIEL BIO 100%.
Alefaso ary ny komandinao @ tel 0347880009 na midira @ hafatra miafina ianao, manao livraison sady mandefa @ faritra rehetra, VIDINY 13000ariary

Natao hoan' ny olona rera- dava sy ireo tsy misy fitoniana fa mitaintaindava ,  na irony manana toe- batana tsy mitana c...
07/07/2022

Natao hoan' ny olona rera- dava sy ireo tsy misy fitoniana fa mitaintaindava , na irony manana toe- batana tsy mitana calcium irony na Spasmophilie, Na koa avy nivoaka hoptaly ka te amerina aina haingana.
NY BAOBAB POUDRE de natao hanampy be anao amizany ,noho ny hamaron' ireo singa sarobidy ao aminy . Ny poudre baobab vokarinay de efa voakarakara tsara @ fomba manokana sy voafantina tsara .
Mety tsara hoan' ireo zaza ihany koa @ fitombon' ny taolana sy hanamafy izany. Ary aza adino fa mampiakatra tsara ireo hery fiarovana indrindra @ izao ririnina izao.
Manankarena vit C, calcium , magnesium, potassium, phosphore, fer, zinc, vit A1,b1,b2,b6. Ary koa manadio ny aty.
Vao mihinana ianao dia efa mahita vokatra , 100% natoraly
7000ar ny fonosana 100g . mamndefa @ faritra rehetra ka aza misalasala miditra mp avy hatrany mandefa ny komandinao fa efa maro no nahita vokatra tompoko
Tel 0347880009

Ampiakaro haingana ny hery fiarovana amin ' izao ririnina izao.POUDRE DE BAOBAB dia natao hoa' ireo rera- dava sy  ireo ...
30/06/2022

Ampiakaro haingana ny hery fiarovana amin ' izao ririnina izao.
POUDRE DE BAOBAB dia natao hoa' ireo rera- dava sy ireo vatana tsy mitana calcium na spasmophilie, manamafy ny taolana izy ka tsara hoan ankizy mitombo, manankarena Vit C, vit A1,b1,b2, b6 , Calcium, magnesium, potassium, phosphore. Manadio ny aty ihany koa ny BAOBAB ary Mamerina tanjaka haingana hoan ireo zay avy nivoka hoptal 7000ar ny fonosana 100g
Aza adino fa vao mihinana ianao de efa mahatsapa ny vokany!

NY CURCUMIEL indray dia mitsabo ny vavony sy aty ary manala ny menaka ratsy anaty rà sy manala ny poizina vokatry ny zava- mahadomelina, izy ihany koa dia manala ny sempotra vokatry ny asthme d'allergique sns... Antibiotika natoraly tena matanjaka ny CURCUMIEL
Bio100% ny antsika , 13000ar ny iray
Alefaso ny komandinao tel 0347880009 na midira hafatra miafina tompoko.

Ataovy veloma atreo ny fijaliana ateraky ny aretim- bavony ,  na rivotra,  na ny aty mavesatra ihany koa.  Indrindra ind...
27/06/2022

Ataovy veloma atreo ny fijaliana ateraky ny aretim- bavony , na rivotra, na ny aty mavesatra ihany koa. Indrindra indrindra fa ny fahasemporana vokatry ny asthme allergie .
Ny CURCUMIEL dia manampy be anao ho afaka amin' ireo , no sady manala ny poizina vokatry ny zava- mahadomelina sy manadio ny Rà izy no manala ireo menaka ratsy tsy ilain' ny ny vatana . Aza misalasala fa efa maro no nahita tombon- tsoa t@ CURCUMIEL BIO 100%.
Alefaso ary ny komandinao @ tel 0347880009 na midira @ hafatra miafina ianao, manao livraison sady mandefa @ faritra rehetra.
Nohon' ny fitsipika ifampifehezana de eo ambany ny vidiny.

Tonga indray  "DONGAKELY"  ilay koba ankafizin' ny mpianakavy.Sady tsara tsiro no mampitombo lanja haingana be,   satria...
07/06/2022

Tonga indray "DONGAKELY" ilay koba ankafizin' ny mpianakavy.
Sady tsara tsiro no mampitombo lanja haingana be, satria anatin ' 2 semaine de efa ahitanao vokatra mazava tsara.
Mety tsara hoan zaza na tanora na ny antitra ny "DONGAKELY"
tsy izany ihany fa mitsabo ny tsinay sy mandanina ny vavony ary mampisy fitadidiana.
9000ar ny fonosana 250 g . tel 0347880009 na apetrao am mp avy hatrany ny komandinao tompoko.
Mandefa @ faritra rehetra izahay.

Natao hoan' ny olona rera-dava sy ireo tsy misy fitoniana na mitaintaindava .  Na irony manana toe- batana tsy mitana ca...
31/05/2022

Natao hoan' ny olona rera-dava sy ireo tsy misy fitoniana na mitaintaindava . Na irony manana toe- batana tsy mitana calcium, na Spasmophilie , Na avy nivoaka hoptaly ka te amerina aina haingana.
NY BAOBAB POUDRE de natao hanampy be anao amizany ,noho ny hamaron' ireo singa sarobidy ao aminy . Ny poudre baobab vokarinay de efa voakarakara tsara @ fomba manokana sy voafantina tsara .
Mety tsara hoan' ireo zaza ihany koa @ fitombon' ny taolana sy hanamafy izany. Ary aza adino fa mampiakatra tsara ireo hery fiarovana indrindra @ izao ririnina izao.
Manankarena vit C, calcium , magnesium, potassium, phosphore, fer, zinc, vit A1,b1,b2,b6. Ary koa manadio ny aty.
Vao mihinana ianao dia efa mahita vokatra , 100% natoraly
7000ar ny fonosana 100g . mamndefa @ faritra rehetra ka aza misalasala miditra mp avy hatrany mandefa ny komandinao fa efa maro no nahita vokatra tompoko
Tel 0347880009

Mahatsiaro ho rera- dava na tsy misy fitoniana  fa mitaintain- dava va ianao?   Na koa  irony manana toe- batana tsy mit...
25/05/2022

Mahatsiaro ho rera- dava na tsy misy fitoniana fa mitaintain- dava va ianao? Na koa irony manana toe- batana tsy mitana calcium na avy narary ka te hamerina aina aingana ,
POUDRE DE BAOBAB efa voafantina tsara ary voakarakara manokana mba afahanao misitraka tsara ny singa sarobidy ilaina ao aminy,
Mety @ karazan' olona rehetra , ary mety hoan' ny zaza amin' ny fitomboan' ny taolana.
Manankarena vit C, vit A1, b1,b2,b6, ary indrindra be calcium ,magnesium, potassium, fer, zinc sy ny sisa toy ny hoe manampy manadio ny aty ihany koa,
Vao mihinana azy ianao dia efa mahatsapa vokatra , natoraly 100% . 6000ar ny fonosana 100g
Alefaso ny komandinao tel 0347880009 na midira @ hafatra miafina tompoko.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347880009

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maha- Tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share