Liana Shop

Directions

Liana Shop à Ambohimanambola

Arrivage vaovao be ry zareo a😍Sady pas plus de 10000 ar avokoa reo akanjo itantsika reo☺️. Ka aza misalasala fa araraoty...
14/03/2022

Arrivage vaovao be ry zareo a😍
Sady pas plus de 10000 ar avokoa reo akanjo itantsika reo☺️. Ka aza misalasala fa araraoty e😁.
Ao amin'ny commentaire ihany no ahitana ny détails an'izy rehetra ☺️.
Mankasitraka antsika sahady d bonne journée 😘😘.

10/03/2022

Jeudi 10 Mars 2022🌸
Faly miarahaba antsika rehetra ny pejy Liana Shop👋.
Amin'izao fanombohana izao dia misaotra manokana ireo olona nanohana sy nanampy ahy t@ fanokafana ity pejy ity ny tenako😊♥️ ary manantena fiaraha-miasa amintsika rehetra ihany koa😊😍.

Manasa antsika rehetra ary hitsidika sy hanaraka tsy tapaka ny pejy e♥️♥️. Bisous b daholy ry reto a💋

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Liana Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share