Manjakely by KAH

Manjakely by KAH "Vous, Belle, Toujours"

📱👗Boutique de vêtements en ligne
📎📎Prix abordable
🚲 Livraison partout
☎️ 0345988225

Ny anareo koa ve feno ny armoire nefa milaza tsy misy hanaovana mihintsy isaky ny handeha hivoaka? 😂😂🌸 Aza adino manarak...
25/11/2025

Ny anareo koa ve feno ny armoire nefa milaza tsy misy hanaovana mihintsy isaky ny handeha hivoaka? 😂😂
🌸 Aza adino manaraka tsy tapaka ny page 🌸
💎Suivre
💎Inviter des ami(es)

Rehefa Ilay malahelo iny 💔 mividy robe ato amin'ny Manjakely by KAH no vahaolana ❤️👗
24/11/2025

Rehefa Ilay malahelo iny 💔 mividy robe ato amin'ny Manjakely by KAH no vahaolana ❤️👗

Iza koa no tia robe lava Sady mihaja ? ❤️❤️ Afaka hoentina an-davan'andro , mandeha mivavaka 👗👗Hanome cadeau robe za ats...
24/11/2025

Iza koa no tia robe lava Sady mihaja ? ❤️❤️ Afaka hoentina an-davan'andro , mandeha mivavaka 👗👗
Hanome cadeau robe za atsy ho atsy an 🌸
Aza adino ny m-s'abonner @ pagetsika fa Hisy zava-baovao bé 🤍🔥 inviter-ou ny namana 🧡🧡

23/11/2025

⭐ Joba 8:7

“Kely no fiandohanao, fa lehibe dia lehibe no ho farany.”

Bon dimanche

20/11/2025

👉👉🔥 Vehivavy manana VALEUR 🔥

Fa maninona hoy ianao no misy vehivavy toa hajain’olona foana ?
Tsy hoe tsara tarehy be izy…
fa Fantany ny valeur-ny.

Vehivavy manana valeur dia tsy mitafy ho fanehoana “tiavo aho”…
fa mitafy ho fanehoana “hajao aho"
Madio, Mirindra, Manaja tena.🌸🌸

Ary ny fiteniny ?
Tsy mitomany amin’ny rehetra,
tsy miady @ rehetra,
fa mamelatra teny milamina, misy class, misy respect.❤️

Tsarovy ry vehivavy :
Raha ataonao lafo ny tenanao… tsy hisy hivarotra anao mora.
Ny olona hifanerasera aminao dia hifanaraka amin’ny fomba itondranao ny tenanao.

Jereo ny fitafinao.👗
Henoinao ny fiteninao.
Amin’izy roa ireo no manomboka ny valeur-n'ny vehivavy.💎

Robe à partir de 4.000ar et pas plus de 15.000ar❌Destockage Be ❌« Vous, Belle, Toujours »
07/05/2025

Robe à partir de 4.000ar et pas plus de 15.000ar
❌Destockage Be ❌
« Vous, Belle, Toujours »

Live rahariva ❌17h❌Tena tsara bé Sady natao tena hoe mora bé satria à partir de 5.000ar à 15.000ar Aza adino mi-inviter ...
01/05/2025

Live rahariva ❌17h❌
Tena tsara bé Sady natao tena hoe mora bé satria à partir de 5.000ar à 15.000ar
Aza adino mi-inviter namana , partager- ou MBA hahazo n'y anjarany daholo ny jejokely ❤️ satria misy XXS - 3XL 😍😍
❌17h❌
"Vous, Belle, Toujours"
Manjakely by KAH ❤️❤️

⏰ Hisy arrivage be ato amin'ny "Manjakely by Kah"Mety ho inona re e?? 🥰
29/04/2025

⏰ Hisy arrivage be ato amin'ny "Manjakely by Kah"
Mety ho inona re e?? 🥰

Address

Madagasikara
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manjakely by KAH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share