Miantsena

Miantsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miantsena, Discount Store, Antananarivo.

29/05/2025
Salama daholo! Afaka miantso hatrany raha misy mahay Liana anao tompoko. 0348614742,0340331784
01/05/2025

Salama daholo! Afaka miantso hatrany raha misy mahay Liana anao tompoko. 0348614742,0340331784

01/05/2025
Miarahaba antsika rehetra ooo,Ireto indray ary ny zava-baovao kely azo arosoMandefasa hafatra avy hatrany raha misy maha...
19/11/2024

Miarahaba antsika rehetra ooo,
Ireto indray ary ny zava-baovao kely azo aroso

Mandefasa hafatra avy hatrany raha misy mahaliana anao na miantso ny 0330542700

08/08/2024

Miarahaba antsika rehetra oo

Mbola misy foana hatreto ny "baguette de soudage en acier au carbone" :

1mm
1.2mm
1.4mm

Alefa sachet de 20 pièces (7000 ariary)
Noezahana hatao maraina ny livraison aloha hatreto, hahafahana mandamina ny fotoana.
Raha "à recuperer" dia miantso mialoha, raisina akaikin'ny shell manakambahiny na fjkm ambohimiandra arakaraka izay lalana andalovanao.

Mankasitraka indrindra.

Miarahaba ny rehetra oo, ireo indray ary no vaovao kely azo zaraina aminareo ka manasa hatrany hitsidika ny pejy.Afaka m...
12/07/2024

Miarahaba ny rehetra oo, ireo indray ary no vaovao kely azo zaraina aminareo ka manasa hatrany hitsidika ny pejy.

Afaka miantso avy hatrany na mandefa message

Contact : 0330542700, 0348614742, 0341422979
Manao livraison manomboka @ 3000 ariary arakaraka ny alaviran'ny toerana. Raha haka azy mivantana dia tsara kokoa raha miantso mialoha eo Manakambahiny akaikin'ny station shell na totohabato

Miarahaba ny rehetra ooo.Publication kely harivarivaEla nitadiavana dia mizara kely ho antsika tsirairay mpanao petite b...
10/06/2024

Miarahaba ny rehetra ooo.
Publication kely harivariva
Ela nitadiavana dia mizara kely ho antsika tsirairay mpanao petite bricolage.
Baguette de soudage en acier au carbone 1.2mm
Intensité de soudage : 13A- 30A

Nohezahana nalefa sachet de 20 Pièces hahafahan'ny tsirairay manandrana na mampiasa azy.
Mbola misy koa karazany hafa fa ho avoaka eto ihany
Vidiny : 7000ariary / sachet de 20 pièces.
A récupérer eo manakambahiny.
Miantso avy hatrany no mety :
034 14 229 79, 034 86147 42
Raha livrer na Dia 2000ar n'a mihoatra arakarak ny toerana.
Mankasitraka indrindra

10/06/2024
Mirahaba ooo, ireto indray ary ooo, Mbola misy zava baovao kely avoaka fa mbola eto ampandaminana azy; 😊😊😊
31/05/2024

Mirahaba ooo, ireto indray ary ooo,
Mbola misy zava baovao kely avoaka fa mbola eto ampandaminana azy; 😊😊😊

Miarahaba ny rehetra ooo,Lany tompoko ny étau d'angle fa miandry ny fahatongavany manaraka indray. Mankasitraka 🙏
07/05/2024

Miarahaba ny rehetra ooo,

Lany tompoko ny étau d'angle fa miandry ny fahatongavany manaraka indray.
Mankasitraka 🙏

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261330542700

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miantsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category