Chez "Fhÿ"

Chez "Fhÿ" Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez "Fhÿ", Shopping & retail, Ankadindramamy, Antananarivo.

05/09/2026

cc Jiaby eee 😘🖐

Coucou🙋 daholo akaiky ny fety zareo fa araraoty an😍robe tsarabe daholo,safidio ary izay mety  e alefa morabe daholo reo ...
30/03/2026

Coucou🙋 daholo akaiky ny fety zareo fa araraoty an😍
robe tsarabe daholo,safidio ary izay mety e alefa morabe daholo reo fa aza tara an😁😘

27/03/2026

Bonsoir,iza no vonona fa hisy arrivage robe demain

10/03/2026

Coucou daholo 🙋

Tsara hariva daholo🙋I Neny no tena befitiavana indrindra,  izy lay mahavita be hoan' ny ankohonany, Tsy mora ny andraiki...
06/05/2025

Tsara hariva daholo🙋
I Neny no tena befitiavana indrindra, izy lay mahavita be hoan' ny ankohonany,
Tsy mora ny andraikitra sahaniny ao anatin' ny tokan-trano
Akaiky ity ny fetiny de andao izy anehoana fitiavana be, omena fanomezana tsara be
Reto ary misy santionana tee-shirt cadeau de Mère tsara be an

Prix: 26000ar
Tèl:0330609524

Coucou daholo😁😍Promotion be tena mora 140000arQualité tena tsara, mahavita tsara ny zavatra atao aminy ,-Prix : 140000ar...
11/04/2025

Coucou daholo😁😍
Promotion be tena mora 140000ar
Qualité tena tsara, mahavita tsara ny zavatra atao aminy ,
-Prix : 140000ar monja
-Dimension L 35 x l 21 x H 23 cm
-Température réglable de 70° à 230°-
Puissance 850 watts
-Puissante et économique

Mp avy hatrany

Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any aminy Faritra tompoko.

10/04/2025

Mitohy hatrany ny vente tsika eto tsika an😍

Hot pot Fitondrana sakafo mandeha miasa na mandeha mianatra ,sns.Mora entina ity anh Efa mitokana ny vary sy ny laoka.Mi...
10/04/2025

Hot pot
Fitondrana sakafo mandeha miasa na mandeha mianatra ,sns.
Mora entina ity anh
Efa mitokana ny vary sy ny laoka.
Mitana hafanana tsara.
Couleurs disponibles :vert sy rose
Prix :44000ar

➖65000ar LED WIRELESS charging speaker Arrivage vaovao beTena oe mamy kely ery izany fiainana miaraka aminy mozika zany....
28/03/2025

➖65000ar LED WIRELESS charging speaker
Arrivage vaovao be
Tena oe mamy kely ery izany fiainana miaraka aminy mozika zany.
Tena oe tsara ah,sady mihaja be
Lighting:360°
Options:Radio, bluetooth, Card, USB.
Batteries tena tsara 1200mAh
Conection range :10 M distance
Dimensions:24cm*23cm*8cm
Afaka entina mandeha,tena mihaja be anh
Aza tara fa vitsy monja ihany.

Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any aminy Faritra.

26/03/2025

Bonsoir daholo,
Mitohy hatrany ny varotra ataon- tsika eto an.
Abonnéo ny page ,asao ny namana hitsidika ny page tsika,
Vonona ny hanome ny soa sy ny tsara hatrany izahay eto Chez "Fhÿ"
"Izahay tsy miala ,Ianareo tsy miala "

Address

Ankadindramamy
Antananarivo
101

Telephone

+261344689011

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez "Fhÿ" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share