07/08/2026
Ry mpiompy namana !☺️
Fantatrao vé n'y tokony hatao mba azahoana vokatra tsara amin'ny fiompiana poulet de chair ?👍
mb tsy ho zary boatin-drakotra fotsiny 🥴
.
✅aza adino n'y manadio trano s'y mamafy fanafody herind'andro mialoha avereno fafazana 2na 3 Andro tsy ahatongavan'ny akoho ''vurinet na despadac,...''
✅Afanao 1andro tsy ahatongavan'ny akoho dia Afanao n'y trano satria dia tokony manodidina n'y #30º-34º n'y afanana avantana'ny akoho kely Vatan vao Tonga
✅rah Akoho 50tete dia dia tokony 1m²izy vao Tonga Ary asina afo foana na jiro foan na n'y atoandro aza
✅ataovy arakaraka n'y habetsaky n'y akoho n'y aubrevoire:rah Akoho 50tete dia aubrevoire 2 farafahakelin
dia ataovy carton lo satria iny no mb maneno2 amin'izay ts dia matôry firy n'y akoho Kely ...
✅vao Tonga dia tsy Tonga dia Omenao Sakafo fa homena ranotsiramamy mandritra n'y 2 na 3 ora Ary aorinan'izay vao Omena Sakafo
✅n'y sakafo dia ts Tonga dia atao anaty mangeoire fa araraka ambony carton na plateau de démarrage Ary 2 farafahakelin y rah Akoho 50tete Ary mandritra n'y 7andro izany
✅refa tapitra io 3ora io dia afak soloina rano misy vitamine am Zay ny rano omena n'y akoho Kely mandritra n'y 5andro
Mirary fahombiazana daholo