29/10/2020
salama oh slip gasy vrai coton standard ho an ´ny vehivavy sy akizy misy loko sy taille maro afaka isafidianana fa izahay no manjaitra marihina fa zaitra surjéteus sy coloroteus
ny singany dia 1200Ar
ny 1pqt de10 dia 12000Ar
rah taille XL dia ny pqt de 10 dia 15000Ar
manao livraison
TSIDIO NY PAGE FA MARO BE NY HAFA oh