29/08/2026
Tsy tinareo ve?
T-shirt 👕brodé tsara be anie akie reo eh 🥰
petakofehy vita tanana tena hoe 🤞👌
idée cadeau tena tsara be❤️
ho an'izay mahay azy Dia kofehy DMC no miasa eto. Izany hoe Ilay tsy mihofo eh 😊
Ireo dispo fa afaka mandray commande koa Raha misy sary tinareo ankoatra ireo anh 😅😍🤩
Zay Ary aloha fa alefako ao am commentaires ny détail eh 😍
bé resaka bé ah 🙆.