Me jejo jejoo

Call Directions

Me jejo jejoo Aza misalasala manotany ra misy mahalina tompoko�

Robe Dispo de suite taille S-M -L -XLLivraison partout à Madagascar Qualité Top foana 😊140.000arMp pour plus d’info
15/08/2023

Robe Dispo de suite taille S-M -L -XL
Livraison partout à Madagascar
Qualité Top foana 😊
140.000ar
Mp pour plus d’info

Miarahaba tompoko oh☺izahay ato amin'ny friperie Avotra dia faly manolotra anareo ireto arrivage vaovao be ireto😉 ho ita...
19/07/2023

Miarahaba tompoko oh☺
izahay ato amin'ny friperie Avotra dia faly manolotra anareo ireto arrivage vaovao be ireto😉 ho itanareo eny amin'ny point de vente Andavamamba, Anosibe, Ambodivona
Contact 📞 0347888420 📞
Ireto avy ary ny tolotra misy eto aminay tompoko🎁🎊
Robe soie
Robe coton
Slim gris noir
Slim manga
Short coton homme
Short sexi
Patacourt
Training
Drap 1er
Drap 2em
Robe soirée
Cartable
Poketra
Kraron'akiz
Kraron'dehibe
Rideau
Bodofotsy manify
Bodofots matevina
Jogging capuchon
Robe pul
Veste jean
Bambers homme
Medium
Jogging patalon
Sns,
Misaotra anareo nahatoky anay fona🤝🏻 de aza adino ny manaraka hatrany ny pejy☺ eto no pejy ofisialy ny centre commercial Avotra izay efa nahatokisanareo hatrizay ary mbola vonona hanome ny tsara indrindra hatrany ho anareo☺
Page facebook 👍🏻 Avotra frip officiel 👍🏻

Salama tompoko☺Arrivage tee_shirt 8 Mars ❤ Ho anao izay lina am tee shirt personnalisé 👕 apetrao aminay ny fahatokisanao...
27/02/2023

Salama tompoko☺
Arrivage tee_shirt 8 Mars ❤
Ho anao izay lina am tee shirt personnalisé 👕 apetrao aminay ny fahatokisanao ☺ aza misalasala fa afaka manatanteraka ireo sary na soratra am akanjo ilay tinao indrindra izahay 👕👔👗 disponible amin'ny fotona rehetra ⌚ n'aiza n'aiza eto Madagascar de vonona hiasa ho anao izahay 👑 amin'ny vidiny tena mirary sy kalitao tsara indrindra ☺
📞 0327209305 📞
🚐 Livraison Tana et province 🚐

Client satisfait 💌Mankasitraka tompoko ❤Zaraiko eto ity mba analana ny ahiahy nareo aminay☺
11/02/2023

Client satisfait 💌
Mankasitraka tompoko ❤
Zaraiko eto ity mba analana ny ahiahy nareo aminay☺

Salama tompoko ☺🔔🔔 Arrivage tee_shirt pour couple et robe tee_shirt de haut qualité et 100% coton indray oooh 🔔🔔PRIX:Tee...
11/02/2023

Salama tompoko ☺

🔔🔔 Arrivage tee_shirt pour couple et robe tee_shirt de haut qualité et 100% coton indray oooh 🔔🔔

PRIX:
Tee_shirt 35.000ar
Robe tee_shirt 40.000ar

🎁🎁 60.000ar le couples au lieu de 70.000ar 🎁🎁

MP pour plus d'infos 💌

📞 Livraison tana... province 📞

👋 Coucou 👋Mafana ny andro de nanafatra ity assortie mahafatifaty ity😍Aleo mba hisy an'zao aky kou☺ Prix: 30.000arMisy ta...
13/01/2023

👋 Coucou 👋

Mafana ny andro de nanafatra ity assortie mahafatifaty ity😍

Aleo mba hisy an'zao aky kou☺

Prix: 30.000ar

Misy taille sy couleur afaka isafidianana☺

📞 Livraison possible 📞

🔔 30.000ar 🔔Yeh ☺ 30.000ar daholo ze itanareo ao eh 🎁
22/12/2022

🔔 30.000ar 🔔

Yeh ☺ 30.000ar daholo ze itanareo ao eh 🎁

🔔 bonsoir 🔔Uhmm😍 manimanitra panakarena 😅Any aminareo koa nga manimanitra be ny fety 🎊 samy manana ny fofo_petiny fa and...
21/12/2022

🔔 bonsoir 🔔

Uhmm😍 manimanitra panakarena 😅

Any aminareo koa nga manimanitra be ny fety 🎊 samy manana ny fofo_petiny fa andao netsika atao fofona panakarena eh😅 miaraka amin'ity parfum raitra kely ity 💣

💌 MP pour réservé 💌

📞 livraison tana.. Province 📞

🎄 Tsy aiko fa otrn oe te apiakanjo anareo zany za am ty fety ity 🎄🔔 hoanareo tia robe maxi indray ☺ jereo ane ny hatsara...
21/12/2022

🎄 Tsy aiko fa otrn oe te apiakanjo anareo zany za am ty fety ity 🎄

🔔 hoanareo tia robe maxi indray ☺ jereo ane ny hatsarany eh 😍 misy azy ny hajejoo_na amzao 🔔

👗 disponible en tout taille izy ireto 👗

💌 MP pour plus d'infos 💌

📞 Livraison tana.. province 📞

🔔 Holla les manjakely 👋 misy levona ny hajejoo_na miaraka amin'ity arrivage mahafatifaty lotra ity 🔔waouh 😍 mamy ane zan...
21/12/2022

🔔 Holla les manjakely 👋 misy levona ny hajejoo_na miaraka amin'ity arrivage mahafatifaty lotra ity 🔔

waouh 😍 mamy ane zany eh 😍

👗 disponible en 2 couleurs 👗

💌 MP pour d'infos 💌

📞 Livraison tana.. province 📞

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347888420

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Me jejo jejoo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share