Hasini Aina

Hasini Aina Vente au detail
Top qaulite
Service rapide
Livraison partout madagascar
Tel 0348205573
wattsapp 0333420026

Arrivage SnapBack 🧢SnapBack simple et snapBack fourrure      ✔️Meilleur qualité ,Vrai marque 💲Prix  adorable 📞Mp si inté...
03/09/2026

Arrivage SnapBack
🧢SnapBack simple
et snapBack fourrure

✔️Meilleur qualité ,Vrai marque
💲Prix adorable
📞Mp si intéressé ou 0348205573
🏥Récupération Anosibe pharmacie volahanta
🚲Livraison par tout Madagascar
#
#

Sao dia hanandrana😂😂😂
03/09/2026

Sao dia hanandrana😂😂😂

Arrivage SnapBack 🧢SnapBack , et snapBack fourrure      💼 Sac a dos✔️Meilleur qualité ,Vrai marque 💲Prix  adorable 📞Mp s...
28/08/2026

Arrivage SnapBack
🧢SnapBack , et snapBack fourrure
💼 Sac a dos
✔️Meilleur qualité ,Vrai marque
💲Prix adorable
📞Mp si intéressé ou 0348205573
🏥Récupération Anosibe pharmacie volahanta
🚲Livraison par tout Madagascar
#
#

27/08/2026
MANOME NEFA TSY ANANANA          Rangahy iray … eny andalana …handeha hijery fampisehona malaza indrindra tamin izany fo...
24/08/2026

MANOME NEFA TSY ANANANA

Rangahy iray … eny andalana …handeha hijery fampisehona malaza indrindra tamin izany fotoana izany .Nandeha mialoha izy satria lavitry ny fonenany ilay toerana Sady Tsy maintsy ilaharana koa ny fidirana hijery ilay mpanakanto mpanao hatsiaka fanta-daza
Mandalo tetezana ngezabe anakiray ny lalana
Akory anefa ny hatairany nahita lehilahy (tanora) iray miakatra amin ny sisin ny tetezana mba hitsambikina anaty rano lalina mikasa hamono tena ´.Nihazakazaka namonjy azy ilay rangahy (handeha hijery fampisehona)ka notolominy mafy izy mba Tsy hivarina amin ity tetezana avo dia avo maherin ny 20metatra ity .Hoy anefa ilay olona mikasa hamono tena :Avelao aho…….tofoka aho….diso fanantenana aho ….malahelo loatra ny foko ka aleoko maty sans.Namaly kosa ilay rangahy nihazona azy ka niteny hoe :Aok izay ….fa andeha hiaraka amiko izao dia izao….hijery ilay mpanao hatsikana malaza isika.Misy tapakila anankiroa ato amiko hidirantsika sy ianao.Ho hitanao sy ho tsapanao ny hakanton ny fampisehona ka dia ho feno fifaliana sy fihomehezana ary sambatsambatra ianao .Lasa adinonao ny olana rehetra ka ho velon tsiny lava sy hanana fanantenana vaovao indray ianao satraia mampihomehy sy feno anatra ary manome vahaolana amin ny fiainana ny fampisehona ….Dia namaly ilay olona saika hamono tena hoe :ka izao anie ilay mpanao hatsikana malaza k hanao fampisehoana anio ozy kasainao hojerene ee
Manome nefa tsy ananana

Fa ny soratra masina miteny hoe
« Tsy manana volafotsy na volamena aho fa izay ananako no omeko » asa3:5-6
Aboneo ny page Aina
Mbola dispo # SnapBack

AOKA HO MAZAVA TSARA NY VAVAKA ATAONTSIKA     Resilahatra ity lehilahy afrikanina ity fa ny mpivavaka dia tena tsara fan...
21/08/2026

AOKA HO MAZAVA TSARA NY VAVAKA ATAONTSIKA

Resilahatra ity lehilahy afrikanina ity fa ny mpivavaka dia tena tsara fanahy ka Tsy misy tokony hatahorana azy mihitsy . Indray andro raha nandehandeha tany anaty ala misy bibidia izy ,,,,sendra liona ,,,mpihinana izay rehetra hitany na olona na bibi ,,, Tsy afa nadositra intsony ilay afrikanina ,,, ny hany nataony dia nivavaka hoe Andriamanitra ô !ataovy mivavaka io liona io ,,,, Andriamanitra ô ataovy mpivavaka io liona io! Ny nahagaga tokoa fa Nijanona Teo anatrahany ny liona ka nandohalika nivavaka nanao hoe :atreho ny sakafonay amen …..
Aoka ho mazava ny vavaka ataontsika
Raha te hanaraka an izao torohevitra kely izao foana ianao dia aboneo ny page na kitio ny suivre
Mbola dispo ato aminay ny SnapBack

Zay mena valala zay tiana malala Mbola dispo zao ato amin ny  Aina
20/08/2026

Zay mena valala zay tiana malala
Mbola dispo zao ato amin ny Aina

Tena ilaina ny rano Satria Manampy ny ra mba ho afaka mikoriana tsara Mitatitra ny hanina any amin ny cellulesMitatitra ...
18/08/2026

Tena ilaina ny rano
Satria
Manampy ny ra mba ho afaka mikoriana tsara
Mitatitra ny hanina any amin ny cellules
Mitatitra ny loto koa
Mampitombo ny rano bavony sy ny rano mpandevon tsakafo rehetra
Miaro ny hafanana hitovy foana
Fototrin ny fahasalamana sy ny aina
Tandremo
Ratsy dia ratsy ny Tsy Fahampian drano satria mitarika fahafatesana
Mbola dispo ato amnay izao SnapBack aina

Arrivage SnapBack 🧢SnapBack fourrure  ✔️Meilleur qualité ,Vrai marque 💲Prix  adorable 📞Mp si intéressé ou 0348205573🏥Réc...
17/08/2026

Arrivage SnapBack
🧢SnapBack fourrure
✔️Meilleur qualité ,Vrai marque
💲Prix adorable
📞Mp si intéressé ou 0348205573
🏥Récupération Anosibe pharmacie volahanta
🚲Livraison par tout Madagascar
#
#

Address

0348205573
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hasini Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share