02/10/2025
NY ZAVA-MISEO AO TRITRIVA AMIN'IZAO FOTOANA IZAO..
Araka ny tantara dia miova loko toa io amin'ny sary io ny ranon'i tritriva rehefa hisy ZAVA-DEHIBE HISEHO ETO MADAGASIKARA.
Raha toa ka manga mangatsakatsaka izy andavanandro dia toizao kosa izy ankehitriny.
KOA SAMIA MIJERY ARY RAHA TOA KA TENA MARIN NY VOALAZAN'NY FAHINY 😊🇲🇬