Bira shop

Call Directions

Bira shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bira shop, Shopping & retail, Antsirabe, Antananarivo.

🤩🤩Kapa kapa indray ary oh! Misy pointure sy couleur.Mora be nefa tsara 🤩🤩💃💃
21/06/2025

🤩🤩Kapa kapa indray ary oh! Misy pointure sy couleur.
Mora be nefa tsara 🤩🤩💃💃

✳Gamme Coconut Coffee👉🏻Shampooing 400ml + Apres shampooing 400ml + Masque 500g ✅Mampangirana, manalefaka, miaro ny volo ...
19/10/2023

✳Gamme Coconut Coffee
👉🏻Shampooing 400ml + Apres shampooing 400ml + Masque 500g
✅Mampangirana, manalefaka, miaro ny volo ho salama tsara
👌🏻20.000ar izy rehetra ireo
Manao livraison izahay tompoko, manasa anao hiditra Mp avy hatrany 👇🏻👇🏻
Contact :034.45.844.35

💥Gamme Aloe Vera✅Manalava volo✅Mitsabo ny volo simba, tapatapaka, vakivaky, mihintsana✅Manala angandrano✅Mampalefaka sy ...
17/10/2023

💥Gamme Aloe Vera
✅Manalava volo
✅Mitsabo ny volo simba, tapatapaka, vakivaky, mihintsana
✅Manala angandrano
✅Mampalefaka sy mampangirana volo
👉🏻Shampooing 400ml + Masque 300ml + serum 60ml
👉🏻20.000ar izy telo
Manao livraison eto Antsirabe sy ny manodidina izahay, Mp na miantso 034.45.844.35 👇🏻

💐Tinao ho salama tsara ve ny volonao 🙆🏻👉🏻 Soin tsara be: Keratin BOTOX UNIKA Authentique tsara 👍🏻✅Mampaniry volo haingan...
10/10/2023

💐Tinao ho salama tsara ve ny volonao 🙆🏻
👉🏻 Soin tsara be: Keratin BOTOX UNIKA Authentique tsara 👍🏻
✅Mampaniry volo haingana , lisse sady mangirana tsara no malefaka be ny volo vao mampiasa azy
✅ Mitsabo ny volo simban'ny fer, produit, loko, ...
GAMME ✳SHAMPOOING 900ml + ✳MASQUE 1kg = 58.000ar
Manao livraison eto Antsirabe sy ny manodidina izahay
Afaka miantso na mandefa Mp avy hatrany 👇🏻👇🏻👇🏻

💥 VITAMINE C WHITENING 💥👉🏻Manafotsy , mampalefaka, manamandina ny hoditra 💐 Tena efficace 👌🏻 Tsara be 👍🏻Mirary ny vidiny...
04/10/2023

💥 VITAMINE C WHITENING 💥
👉🏻Manafotsy , mampalefaka, manamandina ny hoditra 💐
Tena efficace 👌🏻 Tsara be 👍🏻
Mirary ny vidiny 13000ar
👇🏻Mp ary oh
Contact: 0344584435
Manao livraison eto Antsirabe sy ny manodidina 🚴🏻🚴🏻

💐 Andao hividianana elo mahafatifaty ny harena kely hiarovana azy @ masoandro sy orana e 🌞🌦✅ elo 1 ☂ + chouchou 5 pieces...
03/10/2023

💐 Andao hividianana elo mahafatifaty ny harena kely hiarovana azy @ masoandro sy orana e 🌞🌦
✅ elo 1 ☂ + chouchou 5 pieces be zao + pince 2 pieces papillon kely
👉🏻 Izy rehetra ireo @ vidiny 15.000ar fotsiny 👌🏻Manao livraison eto Antsirabe sy ny manodidina 🚴🏻🚴🏻
Afaka miantso 034.45.844.35
Mp ary oh 👇🏻

Tennis de marque frip tsara b indray oh
24/04/2023

Tennis de marque frip tsara b indray oh

Manasa anao hitsidika ny page Bira Shop 🌷
30/08/2022

Manasa anao hitsidika ny page Bira Shop 🌷

🌼TABLEAU ÉDUCATIF MUSICAL 2en1🌼
Langue Française et Anglais
🌷Mampianatra: calcul - Alphabet - animaux sns
🌷Misy tableau azo anoratana ao ambadika
🌷Efa misy stylo miaraka aminy
🌷Mandeha pile
🌷Mety tsara ho an'ny zaza sy ny ankizy
Araraoty fa mirary ny vidiny 😉 Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina 😄
Mp na miantso 🤙🤙 0344584435 👇👇
Prix: 26.000 ar 👊

🌼TABLEAU ÉDUCATIF MUSICAL 2en1🌼Langue Française et Anglais🌷Mampianatra: calcul - Alphabet - animaux sns🌷Misy tableau azo...
30/08/2022

🌼TABLEAU ÉDUCATIF MUSICAL 2en1🌼
Langue Française et Anglais
🌷Mampianatra: calcul - Alphabet - animaux sns
🌷Misy tableau azo anoratana ao ambadika
🌷Efa misy stylo miaraka aminy
🌷Mandeha pile
🌷Mety tsara ho an'ny zaza sy ny ankizy
Araraoty fa mirary ny vidiny 😉 Ho antsika eto Antsirabe sy ny manodidina 😄
Mp na miantso 🤙🤙 0344584435 👇👇
Prix: 26.000 ar 👊

Ho anao tia mikarakara volo, mety be aminao ity:💝FER À VAPEUR PROFESSIONNEL 2en1✌️ BOUCLEUR et LISSEUR👉Mamay tsara, temp...
09/03/2022

Ho anao tia mikarakara volo, mety be aminao ity:
💝FER À VAPEUR PROFESSIONNEL 2en1
✌️ BOUCLEUR et LISSEUR
👉Mamay tsara, température réglable jusqu'à 200°C, natao iasana
🍁Plaque céramique ilay tsy manimba volo , tsy mandoro volo fa mitsabo ny volonao
🍁Qualité Salon, tsy mila brushing intsony ary résultat mahafampo tsara👍
👉Marque SONAR💝 sy GEEMY💝 Samy tsara ireo fa anao ny safidy
Prix PROMO : 💝 58.000ar
Afaka manao livraison eto Antsirabe sy any amin'ny faritra
Mp ary 👇👇

Address

Antsirabe
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 16:00

Telephone

+261344584435

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bira shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share