Kiala Jejo

Kiala Jejo Vente en ligne 😀
Sur commande 😍
Sur mesure 😍

Gilet sy pantalon 65.000ar taille L et Xl 60.000ar taille XS S et M couleur afaka misafidy tissu crêpe lourde
01/02/2026

Gilet sy pantalon
65.000ar taille L et Xl
60.000ar taille XS S et M
couleur afaka misafidy
tissu crêpe lourde

17/01/2026
CLIENTS SATISFAITES 🥰🎁 Eny ! 😊"Misaotra betsaka anareo noho ny fividianana sy ny fitokisana anay ity taona ity ! 😊🙏. Mir...
22/12/2025

CLIENTS SATISFAITES 🥰🎁
Eny ! 😊

"Misaotra betsaka anareo noho ny fividianana sy ny fitokisana anay ity taona ity ! 😊🙏. Mirary taona vaovao feno fahombiazana, fahasambarana, ary fitohizan'ny fitiavana anay. Misaotra indrindra noho ny fifidianana anay sy ny fanampiana anay . 💖 Mirary soa ho anareo rehetra 🥰

Aza adino anefa fa mitohy hatrany ny fandraisana commande ho an'ny taona 2026 🥰

Ensemble 3pieces
( veste gilet Ary pantalon)
_ 95.000ar taille L et Xl
_ 90.000ar taille XS S et M

Ensemble 2 pièces
(veste sy pantalon)
_ 85.000ar taille L et Xl
_ 80.000ar taille XS S et M

Ensemble 2 pièces
(Gilet sy pantalon)
_ 65.000ar taille L et Xl
_ 60.000ar taille XS S et M

🫴Sur commande
🫴Sur mesure
🫴Lieu : Andavamamba arrêt bus fiangonaa.
FJKM apitany SIPEM
🫴Contact : 034 32 789 23
🫴Acompte : 25% obligatoire
🫴 Manao modèle rehetra zahay ka aza misalasala manantona anay mivantana na ihany ko mandefa MP 🥰

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 😘

Address

Andavamamba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala Jejo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share