RANO MADIO

RANO MADIO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RANO MADIO, Shopping & retail, Sabotsy namehana, Antananarivo.

finaritra e👋Vita indray ty tety apitatafika faly dia faly ny tompony fa nahazo rano💦 fisotro madio Ary afapo tateraka ta...
01/08/2026

finaritra e👋
Vita indray ty tety apitatafika faly dia faly ny tompony fa nahazo rano💦 fisotro madio Ary afapo tateraka taminy asa 👍
👉Hoanao Zay Mbola mijaly rano tateraka amin'zao vanimpotohana izao na manapaniriana hanao Lava-drano 💦
☝️Izahay eto @ rano madio dia afaka manome rano fisotro madio💦 ho anao toy ny 👉Mandavaka lavaka vao2
👉Mandetika n'y rano ritra
👉Manatsara n'y efa ao
👉Mandatsaka buse
👉Manao instalation na plomberie
Izahay koa dia mivarotra ny fitaovana ze ilainao rehetra momba ny lavatra na n'y instalation rehetra sy pompy électrique,pompy clé à main
Kao raha misy ary mahaliana anao dia mandefasa n'y mp na miantso ny laharana 📞0340111070
0347057418
n'y asa ataonay dia garentie 1 taona

N'y fomba fanadiovana rano 💧💧💧
03/09/2025

N'y fomba fanadiovana rano 💧💧💧

Manana olana momba n'y rano💧 aminy Lava-Drano ve enao mety oe ritra n'a ko tsy miakatra n'a maloto👍👉Izahay eto @ ekipany...
03/09/2025

Manana olana momba n'y rano💧 aminy Lava-Drano ve enao mety oe ritra n'a ko tsy miakatra n'a maloto👍
👉Izahay eto @ ekipany rano mdio 💧Dia Dia afaka mamaha n'y olanao Ary afaka manome fahafampo ho anao momba n'y lavadrano Ary afaka manome rano💧ze ilainao Ary afaka manome rano madio ho anao 👍
Koa ra misy Ary mahaliana anao Dia atsoy n'y lhrana ☎️0340111070
0347057418
Misaotra tompoko👍💧💧💧

10/08/2025

0340111070

Vita ndray n'y asa faly no tompony fa nahazo rano fosotro madio🚿👉Koa anao zay manapikasana na te anatsara de aza misalas...
27/07/2023

Vita ndray n'y asa faly no tompony fa nahazo rano fosotro madio🚿
👉Koa anao zay manapikasana na te anatsara de aza misalasala miantso n'y laharana
📲 0340111070
0324511039
Na Mandefa ny mp
👆Izahay dia vonona n'y anome fahafampo ho anao ary vonona n'y anome rano fosotro madio sy azo hantoka ho anao

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
PANAOLAVADRANO

Telephone

+261340111070

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RANO MADIO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share