02/02/2023
Maro karazana ny Tafo ato aminay, ka hataovy ary ny safidinao. Misy épaisseur rehetra izay ilainao 0,14mm ~ 0,60mm, sy loko maro hisafidianana.
➡️ Forme : toy ny:
🔹 Tôle ondulée
🔹 Tôle Galvabac
🔹 Tuile Romaine
🔹 Tuile Carré
🔹 Tuile Siam
Misy ihany koa ireo Alu zinc ho any faritra misy rivo dranomasina
➡️ Accessoires :
🔹 Cavalier, Tige filetée, Tire fond, Vis autoperceuse, Cal tôle en bois ou Cal tôle plastique.
Manana ihany koa izahay ny Panne C
📞 034 86 421 16
☎️ 033 92 421 16
MANKASITRAKA ANAO SAHADY NISAFIDY ANAY.