Shopping.mg

Shopping.mg page vente

io ny total ny partagetsika, misy anefa ato mandefa hoe nahavita 268, nisy nandefa nahavita 189 misy ndray 236 dia iza z...
17/05/2026

io ny total ny partagetsika, misy anefa ato mandefa hoe nahavita 268, nisy nandefa nahavita 189 misy ndray 236 dia iza zany ry reto no marina?
alefao eo am capture hoe anaovantsika fitsarana iraisana zay nanao partage i

17/05/2026

manteau 4000 à 10000
robe 3000 à 6000
combishort 4000
housse pas + de 6000
pull 2000
manenina zay tsy mahita androany
livraison tana sy province
maximum de partage 5000ar

Allô allô les fillesTena aza adino ity fotoanantsika rahampitso ity fa tena hoe destockage prix impossible tena hoe impo...
16/05/2026

Allô allô les filles
Tena aza adino ity fotoanantsika rahampitso ity fa tena hoe destockage prix impossible tena hoe impossible
Manadio trano kely isika dia alefa daholo ny boraka sy entana rehetra ato
Tena hoe tsy vidiny nefa tena mbola feno tsara ato a, pull ataontsika 2000 ar , manteau ataontsika 4000 à 10000ar zay ny antsika Tana, antsirabe sy fianaratsoa fa isika any am faritra koa zay tena be clientenay dia hisy combishort, robe européene premium be tamzany ataontsika 3000 à 6000 ar
Housse élastique ataontsika pas plus de 6000ar an
Tena hoe hanenina zay tsy maharaka an
Maximum de partage live mahazo 5000 ariary foana
Rahampitso ary an

16/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Mandrindra Fleurie, Seheno Mialy, Rova Miharimanjaka, Hortense Rakotonanahary, Miantsa Diane Miarisoa, Harinirina Jean Berdinat Rakotomanga, Fitiavana Larie

05/05/2026

Ato les filles a. Solde kapa sy compensé frip. Pas plus de 7000ar
Misy kapa vaovao tsara kely koa an
Max de partage 5000ar

05/05/2026

coucou les filles

aza adino ny fotoana am 12 an

mitohy ny destockage de misy arrivage kely milay ao fa araho ny live an

efa lasa ny gouter an'ny mpanao partage omaly dia zay maximum de partage androany mahazo 5000 ar foana

à toute :*

04/05/2026

Coucou les filles
Ato ee.solde be tsisy ohatranity an
Max de partage 5000ar

04/05/2026

Bonjour les fillllllles
tena mbola feno ny entatsika ao nefa isika tokony haka entana donc amle tinareo no ataontsika androany
destockage be prix impossible - 2000 ar 5000ar 10000ar farany lafo an
am12 ny live dia izay manao maximum de partage mahazo 5000ar ohatry ny mahazatra

arrivage kapakapa thailande à prix mora les filleseny ambany sary tsirairay ny code sy prix sy pointure de mp ary raha h...
29/04/2026

arrivage kapakapa thailande à prix mora les filles
eny ambany sary tsirairay ny code sy prix sy pointure de mp ary raha hanao commande na jp en commentaire
max de partage an'ity publication ity 5000ariary

coucou les filles, malahelo anareo lay zahay fa mbola mandamindamina kely de miverina tsara am entana bomba be amin'ny v...
28/04/2026

coucou les filles, malahelo anareo lay zahay fa mbola mandamindamina kely de miverina tsara am entana bomba be amin'ny vidiny efa haintsika fa mora foana e
io aloha ilay akanjo lamaody be amzao sao hanao commande nareo :D

Address

Radama
Antananarivo

Telephone

+261322277954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share