US English Madagascar

US English Madagascar Dépuis 2⃣0⃣1⃣6⃣ 🏅🎖
English for real life & work 💼🌍
🗣️ Spoken English | 📚 Full Class Program
🎓 Certificat | 📍 Madagascar
034 38 308 03
(1)

11/08/2026

Sorato hoe
I want to. ..
aleo tohizan'ny Clavier
😅

✅️ FOMBA FITENY malaza any AMERIQUE :🇺🇲 I'm here for it 🇲🇬 Tiako be izany😍👉 A : Tokony omeko vola ianao fa mahay mampiom...
07/08/2026

✅️ FOMBA FITENY malaza any AMERIQUE :

🇺🇲 I'm here for it
🇲🇬 Tiako be izany😍
👉 A : Tokony omeko vola ianao fa mahay mampiome be! B : I'm here for it😍

🇺🇲 Say less
🇲🇬 Eny ho aho 🙄
👉 A: Aza adino no mividy frite ah! B: Say les🙄

🇺🇲 Bet (tsy 261 tompoko🤣)
🇲🇬 Mety izany eh 👌
👉 A : Aleo asiana tôka kely rangah aloha fa tena mangetaheta be ah! (Ry mamo lava)🤣
B : Bet 👌

🇺🇲 Tsee mboulla mahay Anglais ianao?(débutant, avec notion)?
🇲🇬 So ra to ambany hoe "Speak", alefanay hafatra miafina aminao ny COURS tsara indrindra mety aminao😘

Raofina fotsiny ohatr’izao no fahitan’ny olona sasany izany vola any andafy izany😅
07/08/2026

Raofina fotsiny ohatr’izao no fahitan’ny olona sasany izany vola any andafy izany😅

✅️ Daha te hahay anglais, dia mila miala amin'ireto :(anaty coms)
06/08/2026

✅️ Daha te hahay anglais, dia mila miala amin'ireto :(anaty coms)

COURS DE VACCANCE (anglais ankizy)✅🇺🇸Tsy ny ANGLAIS ihany no nianaran’ireto kids ireto.Nanao atelier kely izahay androan...
05/08/2026

COURS DE VACCANCE (anglais ankizy)
✅🇺🇸Tsy ny ANGLAIS ihany no nianaran’ireto kids ireto.
Nanao atelier kely izahay androany, ka fanaovana mofomamy no nosafidiana.

Sady miresaka kely @ ANGLAIS zareo no samy manao izay vitany. 😊

Mampisokatra saina koa ny fanaovana activités toa izao.

🇳🇴 FAMPAHAFANTARANA FOMBA AHAFAHANA MIPETRAKA MAIMAIM-POANA ANY NORVÈGE AMIN'NY ALALAN'NY HOUSE SITTING 🇳🇴 ✍🏻 𝗖𝗵𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗮𝗻 ...
05/08/2026

🇳🇴 FAMPAHAFANTARANA FOMBA AHAFAHANA MIPETRAKA MAIMAIM-POANA ANY NORVÈGE AMIN'NY ALALAN'NY HOUSE SITTING 🇳🇴

✍🏻 𝗖𝗵𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗮𝗻 𝗛𝗶𝗺𝗶𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆

Vaovao mety hahaliana isika Malagasy maniry hitsidika an'i Norvège amin'ny tetibola voafetra.

1️⃣ Inona no atao hoe House Sitting ?

Ny House Sitting dia rafitra iray ahafahan'ny olona mipetraka maimaim-poana ao an-tranon'olona mandritra ny fotoana tsy maha-eo ny tompon-trano. Ho setrin'izany dia mikarakara ny trano sy ny fananan'ny tompony ilay house sitter. Ary azon'olona avy amin'ny Firenena rehetra no mangataka azy.

2️⃣ Inona avy no andraikitra?

✅ Mikarakara biby fiompy (raha misy).
✅ Manondraka zavamaniry.
✅ Maka ny paositra.
✅ Miambina sy mitazona ny fahadiovan'ny trano.

3️⃣ Inona ireo fepetra ilaina ?

✔️ Pasipaoro manankery
✔️ Profil tsara sy feno amin'ny sehatra house sitting.
✔️ Fahaizana mifandray amin'ny teny Anglisy (na indraindray teny Norveziana).
✔️ References na traikefa dia manampy, saingy tsy voatery amin'ny toerana rehetra.
✔️ Raha ilaina dia tsy maintsy mahazo visa hiditra any Norvège.

👉 Marihina fa tsy asa karama ny house sitting ary tsy manome visa na tapakila fiaramanidina. Raha voaray dia ianao ihany no miantoka fandaniana rehetra mankany Norvège 🇳🇴

4️⃣ Inona avy ireo dingana arahina ?

▪️ Mamorona kaonty amin'ny sehatra house sitting.
▪️ Fenoy tsara ny profil ary ampidiro sary mazava.
▪️ Mitadiava tolotra any Norway.
▪️ Mandefasa fangatahana (Application) amin'ny tompon-trano.
▪️ Raha voafidy ianao dia hifandray aminao ny tompon-trano mba handamina ny antsipiriany.

🌍 Ireto sehatra ofisialy azo antoka

🔹 TrustedHousesitters:
https://www.trustedhousesitters.com

🔹 MindMyHouse:
https://www.mindmyhouse.com

🔹 HouseSit Match:
https://www.housesitmatch.com

🔹 Nomador:
https://www.nomador.com

🔹 HouseCarers:
https://www.housecarers.com

👉 Alohan'ny handoavana saram-pisoratana anarana dia vakio tsara ny fepetra sy ny fomba fiasan'ilay sehatra. Ataovy azo antoka ihany koa fa mahafeno ny fepetra takiana amin'ny fidirana any Norvège ianao.

Ndao hifanampy 🤝 🇲🇬 🇳🇴

Sary fanehoana

©️ La chasse_info

✅Fa maninona kosa zalah no dia ny ceinturen’olona no tifirina ah?🤔😅Sary nandritry ny JEU TANATY BAIN DE LANGUE natao teo...
04/08/2026

✅Fa maninona kosa zalah no dia ny ceinturen’olona no tifirina ah?🤔😅

Sary nandritry ny JEU TANATY BAIN DE LANGUE natao teo.

Vu izay maharaka🤣

✅ 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗻𝗼 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗮𝗻𝘆 𝗘𝘁𝗮𝘇𝗼𝗻𝗶𝗮 🇺🇸Anaty commentaires
04/08/2026

✅ 𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗵𝗲𝗻𝗼 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗮𝗻𝘆 𝗘𝘁𝗮𝘇𝗼𝗻𝗶𝗮 🇺🇸
Anaty commentaires

✅ Ny BAIN de LANGUE-nay dia ezahina mba tsy hamono amon’aina😔 Sady miala voly no mi-pratique  .😊Ny masoandro nody no  .M...
03/08/2026

✅ Ny BAIN de LANGUE-nay dia ezahina mba tsy hamono amon’aina😔 Sady miala voly no mi-pratique .😊

Ny masoandro nody no .

Mbola misokatra ny fandraisana mpianatra vaovao😊

28/07/2026

Inona ny
hira ANGLAIS
tsy hainao taloha, saingy tena tianao? 🇺🇲🇬🇧

Address

Anosizato
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when US English Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share