28/07/2026
" Malala ah , efa nalefako ilay vola fa jereo tsara any amin'ny compte-nao."
Teny tsotra fotsiny izany, nefa mampitsiky ray aman-dreny maro eto Madagasikara isan'andro.
Rehefa any Frantsa ianao, lavitra ny fianakaviana, dia tsy mora foana ny miatrika ny adidy sy ny fanampiana ny havana any an-tanindrazana. Mbola misy ny saram-pamindrana lafo, ny fahatarana, ary ny ahiahy hoe tena tonga ara-potoana ve ilay vola.
Izahay kosa manamora izany ho anao.
✅ Transfert haingana
✅ Azo antoka sy azo itokisana
✅ Mora sy tsotra ny fomba fiasa
✅ Tonga any amin'ny mpandray tsy misy olana
Satria ny vola alefanao dia tsy vola fotsiny...Fa fitiavana, fanampiana ary fanohanana ho an'ireo olona sarobidy aminao.
📩 Andefaso MP izahay raha mila fanazavana ianao .