Ryciah Beautรฉ

Ryciah Beautรฉ Manao momba ny volo rehetra โค๏ธ
Mametaka tissage, extension
Tresse, curly
Brushing ๐Ÿ˜
0381310486

๐—•๐—ฎ๐—ผ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฏ ๐—ปa๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ :๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ. ๐Ÿ”น Miharava i ๐—ง๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ, baobab heverina ho lehibe indrindra ...
12/05/2026

๐—•๐—ฎ๐—ผ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฏ ๐—ปa๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ :

๐Ÿ”ฅ๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ.

๐Ÿ”น Miharava i ๐—ง๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ, baobab heverina ho lehibe indrindra eto Madagasikara. Ao Andobiry, fokontany Ankilifolo, kaominina Antongo, distrikanโ€™i Morombe no misy azy. Manodidina ny 28,9 metatra ny fivelarany, 25 metatra ny haavony.

๐Ÿ”น Voalaza fa efa maherin'ny 800 taona mahery izy ary tena hajain'ny mponina any an-toerana noho izy toerana masina aminโ€™ny fomban-drazana sady mahaliana ho an'ny mpizaha tany.

๐Ÿ”นMarihina fa efa nisy koa i Tsitakakoike izay lavo tamin'ny Janoary 2018, hita tao Andobiry ihany, nirefy 27,30 metatra.
___________________

๐‘จ๐’“๐’‚๐’‰๐’ ๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐‘ท๐’†๐’‹๐’š,๐‘จ๐’›๐’‚ ๐‘จ๐’…๐’Š๐’๐’ ๐’๐’š ๐‘ด๐’‚๐’๐’Š๐’”๐’š ๐‘น๐’†๐’‚๐’„๐’•๐’Š๐’๐’ ๐’”๐’š ๐‘ด๐’Š๐’›๐’‚๐’“๐’‚.

Fanontaniana mipetraka hon de valiana mitsangana ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
08/01/2026

Fanontaniana mipetraka hon de valiana mitsangana ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Bonne annรฉe les filles ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜Mbola mitohy foana ny fandrandranana ato an , ela2 tsy hita fa nisy nanahirana kely โ˜บโ˜บ tongava ...
06/01/2026

Bonne annรฉe les filles ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜
Mbola mitohy foana ny fandrandranana ato an , ela2 tsy hita fa nisy nanahirana kely โ˜บโ˜บ tongava fa afaka mandray foana izahay

Hey les filles ๐Ÿ˜˜Manao ny asa rehetra momba ny randrana izahay , mbola misy libre ho an'ny androany izay ho avy ๐Ÿ˜67ha lie...
30/12/2025

Hey les filles ๐Ÿ˜˜
Manao ny asa rehetra momba ny randrana izahay , mbola misy libre ho an'ny androany izay ho avy ๐Ÿ˜
67ha lieu

Merci  bcp anareo rehetra nahatoky anay ๐Ÿ˜Mitohy foana ny fandrandranana , manao curly ihany koa izahay
26/12/2025

Merci bcp anareo rehetra nahatoky anay ๐Ÿ˜
Mitohy foana ny fandrandranana , manao curly ihany koa izahay

Mankasitraka hatrany  mamy kely zareo an ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ Mbola mitohy hatrany ilay formation tresses sy curly โค
17/12/2025

Mankasitraka hatrany mamy kely zareo an ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Mbola mitohy hatrany ilay formation tresses sy curly โค

Mbola mitohy hatrany ilay formation tresse sy curly ho anzay liana ๐Ÿ˜ Isaorana daholo ho an'ireo izay efa nandalo nahatok...
08/12/2025

Mbola mitohy hatrany ilay formation tresse sy curly ho anzay liana ๐Ÿ˜ Isaorana daholo ho an'ireo izay efa nandalo nahatoky anay ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜
Mbola mandray foana ihany koa ho anzay ho avy โค

Simple and beautiful ๐Ÿ˜
30/11/2025

Simple and beautiful ๐Ÿ˜

"โœจ Promo Tresses/ Curly ! โœจ Envie de changer de tรชte sans vous ruiner ? Ryciah Beautรฉ vous propose des tresses tendance ...
29/11/2025

"โœจ Promo Tresses/ Curly ! โœจ Envie de changer de tรชte sans vous ruiner ? Ryciah Beautรฉ vous propose des tresses tendance ! ๐Ÿ˜ Viens en Mp pour choisir et faire les devises โœจ

โœ… Mรจches et Postiches de qualitรฉ fournies selon vos demandes
โœ… Produits Naturels sans craintes pour les dressages de boucles ๐Ÿ˜‰
โœ… Prix abordable ๐Ÿ’ฏ
โœ… Rรฉsultat soignรฉ et durable (voir les photos !)

๐Ÿ“… Rรฉservez vite votre crรฉneau en MP ou au โ˜Ž๏ธ[0381310486. Faites vite, les places partent vite !"

Volon-tena ngah ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
29/11/2025

Volon-tena ngah ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Address

0347885726
Antananarivo

Telephone

+261347885726

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ryciah Beautรฉ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share