LISh_ elec_ marque

Call Directions Contact the business

LISh_ elec_ marque Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from LISh_ elec_ marque, Shopping & retail, Isotry, Antananarivo.

29/05/2025

ôh ry zareo😁 misaotra anareo rehetra nitotototo sy niezaka nandray anjara nandritra ny promotion iny fa lany n'y entana fa efa arrivage isika Zao dia miverina prix normal daholo 🤗 mp n'y ady varotra sy prix sasany Amin pub tompoko ô! Mankasitraka e!!!!😊😊

21/05/2025

Ny zoky vavy dia olona miavaka mihintsy ❤️ masiaka be ronono , be fitiavana ary tia manoro sy mananatra ny zandriny , namana afaka hitokisana tsy hivadika na oviana na oviana izy ireny🌹..
Tsy izay ihany fa anisan'ny Reny faharoa ihany koa ny zoky vavy , mahafoy ny aminy mihitsy izy mba ho an'ny zandry keliny💞
Ho ela volana anie ny zoky vavy masiaka kely sy be fitiavana rehetra🤗

Manana zoky vavy toa izany ihany koa vé enao?🥰..mentioneo- eto izy mba ho tsapanyy fa manan-danja ne izy ireny e🤗

Zarao raha tianao , Ary Aza adino ny mi-abonné ny pejy fa maro ny zavatra mety ahaliana anao ao an🥰❤️

Salama Salama daholo indray !! 🤗🤗Tonga ity ho anilay nitady azy👉 Globe GM sy Spot Led👉 Ilay Globe tena juste 19 pcs fots...
13/05/2025

Salama Salama daholo indray !! 🤗🤗
Tonga ity ho anilay nitady azy
👉 Globe GM sy Spot Led
👉 Ilay Globe tena juste 19 pcs fotsiny ihany ato dia izay tsy misy intsouny ( Izay haka azy rehetra Tonga dia mp azafady) mandalo io
Ny spot ao Amin commentaire ny vidiny. Tsy ankiandry io Golbe io hoa fa ny carré vao Tonga dia efa nisy naka an! Rond sisa ireo 19pcs ireo

bonjour daholo🤗🤗 Tonga dia vaovao vao maraina  Tonga n'y 2× 16mm Tonga dia ataotsika 3500 ar/ mètre👉mp izay mitady roule...
05/05/2025

bonjour daholo🤗🤗
Tonga dia vaovao vao maraina
Tonga n'y 2× 16mm
Tonga dia ataotsika 3500 ar/ mètre
👉mp izay mitady rouleau fa ataotsika mora.(500m n'y 1 rouleau)
👉 izay Mbola hivarotra malaky fa vitsy ihany Tonga an!!

Jiro led chargeable  ireto  Samy miaro Amin délestage daholo ry zareo( Samy afaka hoentinao mande)* Lampe chargeable kel...
11/05/2023

Jiro led chargeable ireto
Samy miaro Amin délestage daholo ry zareo( Samy afaka hoentinao mande)
* Lampe chargeable kely azo atao porte à clé ary azonao entina Amin Alina .mazaka rano 10000ar
*Lampe tube 17cm:12000ar(60w)
32cm:15000ar(40w)
52cm:20000ar(20w)
* Lampe Power bank.mazaka rano .150w tena mazava.chargeable solaire ihany koa:60000ar.

Salama daholo👋Arrivage karazana👉 prise multiple indray!!!EO Amin'ny sary ny prix Afaka manontany mp raha misy mahaliana ...
25/04/2023

Salama daholo👋
Arrivage karazana👉 prise multiple indray!!!
EO Amin'ny sary ny prix
Afaka manontany mp raha misy mahaliana Tompoko ô!☺️

Salama daholo👋👉Mini projecteur led solaire et rechargeable👈 efa Tonga ho anizay nitady anilay KelyMafatifaty kely😍😍60w m...
05/04/2023

Salama daholo👋
👉Mini projecteur led solaire et rechargeable👈 efa Tonga ho anizay nitady anilay Kely
Mafatifaty kely😍😍
60w mazava bé
4 modes de lumière :blanc.jaune, veilleuse,urgent
45000ar
( Mbola misy Ilay lehibe ho anizay bl mitady ao Amin page)

10/01/2023

Address

Isotry
Antananarivo

Telephone

+261341375047

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LISh_ elec_ marque posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LISh_ elec_ marque:

Shortcuts

Share