Dii Shop

Dii Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dii Shop, Shopping & retail, rsarahdiamondra@gmail. com, Antananarivo.

Ito Indray kilalao hoan bandy kely 👩🎾🎾🎾GUITARE UKULÉLÉ PLASTIQUE MATEVINA  misy tadiny taroby (manche de reglage) sy hou...
11/06/2026

Ito Indray kilalao hoan bandy kely 👩

🎾🎾🎾GUITARE UKULÉLÉ PLASTIQUE MATEVINA misy tadiny taroby (manche de reglage) sy housse afaka tendrena tsara MANENO 25000ar
42cm*14cm
âžĄïžRef15
Reo lokony sary reel reo 60isa ny carton amin'io
đŸ“©mp ou 📞 0341019677
🚛🚚Livraison En ExpĂ©dition

Hoavy Fetin Fahaleovan tena Tsy misaraka @ Fanaovana tsikonina isika malagasy 👇Mbola Dispo Ny DINETTE 38pieces miaraka a...
11/06/2026

Hoavy Fetin Fahaleovan tena Tsy misaraka @ Fanaovana tsikonina isika malagasy
👇Mbola Dispo Ny
DINETTE 38pieces miaraka amin'ny SAC a DOS❀❀
25000AR DETAIL
60isa ny carton amin io
Sary reel io !

đŸ“©Mp ou 📞 0341019677
🚛🚚Livraison en ExpĂ©dition ❀

Mamitaka oa Io Fijery ivelany Io❀❀❀
11/06/2026

Mamitaka oa Io Fijery ivelany Io❀❀❀

Efa manomboka mitsiritsirika izay ny Fahombiazanao rehefa  manomboka sarotina @  fotoana ianao❀❀
11/06/2026

Efa manomboka mitsiritsirika izay ny Fahombiazanao rehefa manomboka sarotina @ fotoana ianao❀❀

09/06/2026

Maro ny olona tena manan-tsaina, mahay mianatra, ary manana connaissance betsaka kanefa rehefa tonga amin’ny fitarihana olona dia tsy izy no arahina na atokisana. Tsy hoe akory hoe manavakavaka ny olona raha tsy manendry azy ho mpitarika fa ny tena marina dia tsy ny intelligence irery no mahatonga olona ho leader.

Ny intelligence dia manampy olona hahatakatra olana sy hahita vahaolana fa ny leadership kosa dia mifandray amin’ny fahaizana mitondra influence amin’ny olona.
Misy olona manan-tsaina be nefa tsy mahay mihaino, tsy mahay mifandray amin’ny olona, na te haneho foana fa izy no marina. Vokatr’izany dia mety hankasitrahana ny fahalalany, fa tsy voatery hatokisana na harahina izy.
Satria ny olona dia tsy manaraka anao noho ny intelligence-nao fotsiny, fa manaraka anao izy satria mahatsapa respect, confiance, ary inspiration avy aminao.

Zava-dehibe ny communication, ny humilitĂ©, ny emotional intelligence, ary ny capacitĂ© hampitombo ny hafa satria ny leader dia tsy ny olona mahay indrindra foana, fa olona mahay mampiasa ny talenta sy ny herin’ny olona manodidina azy.

Ka noho izay, raha ianao ilay mahatsapa hoe mahay kanefa tsy voatendry hiatrika Ă©quipe mihintsy dia ekeo hoe tsy ny fahaizana ihany no afaka mampandroso fa mbola misy fahaiza-miaina hafa mbola tsy ampy ao aminaođŸ„°âœš

Ny tokony ataonao izany dia :
đŸ«° Mianatra mihaino bebe kokoa ny olona aloha
đŸ«° Mampivelatra ny emotional intelligence-nao
đŸ«° Mifantoha amin’ny fanampiana ny hafa hitombo
đŸ«° Mianara mifandray sy miara-miasa amin’ny olona samihafa fa aza miantehatra ny fahaizanao irery
đŸ«° ManĂ na humilitĂ© na dia manan-tsaina aza

Ny intelligence dia mahatonga ny olona hanaja ny fahalalanao fotsiny fa ny influence sy ny caractùre no mahatonga azy ireo hatoky sy hanaraka anao🙈

> Heeeeyyy 🛑 **Tsy ny ady rehetra no mendrika hatrehana.**> Ny olona hendry dia tsy mamaly fihantsianađŸ„°đŸ„°, satria fantany...
28/05/2026

> Heeeeyyy 🛑 **Tsy ny ady rehetra no mendrika hatrehana.**

> Ny olona hendry dia tsy mamaly fihantsianađŸ„°đŸ„°, satria fantany fa:
> * Ny mangina dia manala ambopo ny mpampijaly.😔
> * Ny mangina dia mandresy rehefa tsy misy dikany ny resaka.👍👍
> * Ny mangina no miaro ny fiadanana ao anatinao
>
>
> đŸ’Ș **"Satria izay tsy mendrika ny herinao, dia tsy mendrika ny teninao koa."**
indrana

Mbola ho voafafa Ny Valiny Ranomasinao Ary Handray valim- pitia izany ianao Ao aoriana aho 👉Fa mialoha izany aloha Andao...
28/05/2026

Mbola ho voafafa Ny Valiny Ranomasinao Ary Handray valim- pitia izany ianao Ao aoriana aho
👉Fa mialoha izany aloha
Andao hiasa Hitady vola mba ahazoan vokatrađŸ’žđŸ’”đŸ’Ž
Tahina Mihoatra daholoâ€ïžđŸ˜đŸ˜

Tsy ny taona no tena manaporofo fa matotra ny olona iray. Misy olona be taona nefa mbola entin’ny Ă©motion sy impulsion f...
26/05/2026

Tsy ny taona no tena manaporofo fa matotra ny olona iray. Misy olona be taona nefa mbola entin’ny Ă©motion sy impulsion foana, ary misy kosa olona mbola tanora nefa efa mahay mandinika sy mitondra tena amin’ny fahendrena. Ny maturitĂ© dia hita amin’ny fomba fisainana sy rĂ©action manoloana ny fiainana.

Rehefa mihamatotra ny personnalité-nao dia tsy mila validation sy attention foana intsony ianao. Tsy voatery handresy adihevitra rehetra na hampifaly ny olona rehetra.
Mahay mifehy Ă©motion koa ianao. Tsy mihetsika amin’ny hatezerana sy impulsion avy hatrany, fa mandinika aloha vao mamaly na mandray dĂ©cision.

Amin’ny leadership, ny leader matotra dia mahay mihaino, mandray responsabilitĂ©, ary manaiky rehefa diso. Tsy arrogance no mampatanjaka azy fa fahendrena sy stabilitĂ©.
Famantarana lehibe amin’ny maturitĂ© koa ny fahaizana misafidy paix fa tsy drama, croissance fa tsy comparaison, ary qualitĂ© de vie fa tsy apparence fotsiny.
Ny olona matotra dia tsy mitady haneho hoe ambony noho ny hafa, fa miezaka ho version tsara kokoa isan’andro.

“Ny maturitĂ© tena izy dia hita amin’ny fomba fisainana, rĂ©action, ary fifehezan-tena eo amin’ny fiainana.”

GOURDE THERMOS style STANLEY  TERMIK  INOX 900ML 35000ar detail30000ar MAKA MARO+ 4Sary REEL reo,manana am CARTON aho ❀...
26/05/2026

GOURDE THERMOS style STANLEY TERMIK INOX 900ML 35000ar detail

30000ar MAKA MARO+ 4

Sary REEL reo,manana am CARTON aho ❀
đŸ“©Mp ou 📞 0341019677
🚛🚚Livraison en ExpĂ©dition ❀

Misy 04 ny lalana ahafahanao mahazo vola ato amin’ny Facebook :1. Ny manao publicitĂ©-n’olonaTsy voatery hivarotra zavatr...
26/05/2026

Misy 04 ny lalana ahafahanao mahazo vola ato amin’ny Facebook :

1. Ny manao publicitĂ©-n’olona

Tsy voatery hivarotra zavatra ianao. Raha manana page be mpanaraka dia afaka manao dokambarotra ho an’ny orinasa na business an’olona ianao. Afaka atombokao na tsy manam-bola aza ianao, fa mila faharetana sy fananganana audience maro.

2. Ny mampianatra olona

Misy zavatra hainao ve ?
Afaka avadikao vola izany amin’ny alalan’ny cours en ligne, formation en ligne, na PDF. Eto ianao dia mizara ny fahalalanao amin’ny hafa sady mahazo vola.

3. Ny manao service
Raha manay manao affiche ianao, mahay manoratra article, mahay mitantana page, mahay manao campagne publicité dia afaka avadikao vola izany rehetra izany ato aminy facebook. Fa mbola mila mitady olona hampiasa anao ianao.

4. Ny mivarotra produit

Mitady produit hitanao fa tena mahaliana ny olona sady voafehinao ianao : mety fitafy, produit cosmétique, na zavatra hafa.

Tsy mila miandry abonnĂ© betsaka ary tsy miankina amin’olona ianao fa miankina amin’ny ezaka ataonao ihany. Na androany aza ianao no vonona hivarotra dia efa afaka manomboka.

Fa noho izy business tsotra sy mora atomboka dia betsaka ny concurrence. Izany no antony ilĂ na stratĂ©gie matanjaka, satria maro ny manao vente en ligne nefa tsy mahita vokatra amin’izao.

Raha toa ka te hanana stratĂ©gie 2026 amin’ny vente en ligne ianao mba hahafahanao mahomby, tongava MP na soraty ao amin’ny commentaire hoe : “Vente en ligne 2026”

Aiza ny mety aminao kokoa ?

Réussir avec Martin

Address

Rsarahdiamondra@gmail. Com
Antananarivo

Telephone

+261341019677

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dii Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dii Shop:

Share