Aina Misandratra

Aina Misandratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Misandratra, Shopping & retail, 320IVY, Antananarivo.

Izay en verre rehetra indray ary oooMety atao anaty four tsara mihitsy no sady matevina be ihany koa
30/08/2023

Izay en verre rehetra indray ary ooo
Mety atao anaty four tsara mihitsy no sady matevina be ihany koa

Aza misahirana intsony mitady kitapo fa ito efa misy sady amin'ilay kalitao tena tsaraTonga dia midira ao amin'ny mpMana...
28/07/2023

Aza misahirana intsony mitady kitapo fa ito efa misy sady amin'ilay kalitao tena tsara
Tonga dia midira ao amin'ny mp
Manao livraison n'aiza n'aiza

Jereo hatramin'ny farany ny sary sao dia misy an'ilay tianaoNa en verre io na bakoly io dia hitanao ao avokoa,misy mug s...
22/06/2023

Jereo hatramin'ny farany ny sary sao dia misy an'ilay tianao
Na en verre io na bakoly io dia hitanao ao avokoa,misy mug sy kopy ary verre à glace
Tonga dia manontany raha misy mety aminao
Manao livraison na aiza na aiza eto Tana mandefa any amin'ny faritra ihany koa

Salama eeee,jereo anie fa tsara kely daholo eeeMba ovaina kely indray ny efa hitan'ny maso ao an-tranoToy ny:*soupière e...
11/06/2023

Salama eeee,jereo anie fa tsara kely daholo eee
Mba ovaina kely indray ny efa hitan'ny maso ao an-trano
Toy ny:
*soupière en verre =>2,5L
*soupière en verre carré=>1200ml
*moule au four rectangle=>2,2L/1,5L/1L
*barquette en verre 3 series
*bol à soup
*saladier en verre sy bakoly
*porte fruit en verre
*bol à soupe bakoly
*vilia bakoly fleuri
*mug
Koa raha misy mahaliana anao dia aza misalasala manontany avy hatrany
Manao livraison na eto Tana na any amin'ny faritra

Mbola tsy tara raha toa ka izao ianao vo hividy gadeaux ho an'i nenyIreto misy kojakoja mafinaritra kely ampiasana ao an...
01/06/2023

Mbola tsy tara raha toa ka izao ianao vo hividy gadeaux ho an'i neny
Ireto misy kojakoja mafinaritra kely ampiasana ao an-dakozia :
*Casserole en verre matevina tsara 2,2L ,24cm de diamétre,afaka ampiasaina amin'ny gaz
*Bol à soup bakoly
*Barquette en verre 3pcs(blue,vert,rose,transparent )
*Soupiére en verre 2,5L,
*Moule au four rectangle(2,2L;1,6L;1L)afaka anaovana gratin sy roti
*Plat au four oval en verre(0,7L;1L;1,5L)3pcs
*Cocotte en verre avec convercle 3pcs
*Saladier=>2L/3L/5L
*Gourde thermos isothermique 500ml

Ho an'ny rehetra izay tsy mbola nahita atao gadeaux fein'ny reny dia ireto misy kojakoja an-dakozia tsara kely toy ny ca...
23/05/2023

Ho an'ny rehetra izay tsy mbola nahita atao gadeaux fein'ny reny dia ireto misy kojakoja an-dakozia tsara kely toy ny casserole en verre,cocotte avec couvercle en verre,moule au four ovale en verre,moule au four rectangle en verre,barquette en verre,soupiére en verre,saladier,bol à soupe,gourde
Aza misalasala manontany raha misy mahaliana anao
Manao livraison eto Tana ,ary mandefa any am faritra ihany koa

Address

320IVY
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Misandratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share