17/12/2019
Ny votoatiny no vakiany fa tsy ny endriny no jereny...kanefa izay tsara endrika no manintona ny masony voalohany :D
GGS dia manampy anao izay mitady asa hanome endrika ny CV anao mifandraika amin'ny fahaizanao sy ny tontolo misy anao! :)
5 000 ariary kely fotsiny dia mety hanampy amin'ny fivoaran'ny fiainanao ;)