17/06/2026
‼️PARFUM DE NICHE‼️
Ity tena hoe luxe tsara be💙💙 Azo atao cadeau tsara fête des pères
🍋✨ BLENHEIM BOUQUET – PENHALI.GON'S ✨🍋
L'élégance britannique dans sa plus belle expression.
Misy parfum tsy voafatotry
Une fraîcheur noble, un raffinement intemporel.
Rehefa ny fahatsorana no lasa tena mariky ny luxe.Tsy parfum mitady hisongadina amin'ny hery izy, fa manintona amin'ny classe naturelle sy luxe discret.
🍋Fraîcheur éclatante
🌿 Élégance intemporelle
✨ Raffinement discret
🎩 Signature d'un gentleman moderne
Manomboka amin'ny fipoahan'ny citron sy lime mamelombelona, avy eo mihaona amin'ny lavande sy épices malefaka, ka mamorona fofona madio, aristocratique ary tena distingué.
Disponible de suite en miniature 5ml non spray SANS BOÎTE
AUTHENTIQUE BE AZO ANTOKA TSARA ✅️ ✅️
(pas d'heure fixe)